Jejoo

Dans la même rubrique

« S’entourer de gens positifs qui nous tirent vers le haut et avec qui on se sent bien est primordial pour s’épanouir et avancer sur son chemin. »

22/08/2019

Samy manana ny toetrany ny olombelona ary tsy misy mitovy na iray aza. Misy kosa ny toetra somary itoviana saingy mbola tena samihafa, arakaraky ny fiainany avy ny vokatr’izay toetra izay.

 Lire la suite...

« Bonne est l’action qui n’amène aucun regret et dont le fruit est accueilli avec joie et sérénité » Bouddha

20/08/2019

Tsy misy tsy mahalala fa ny fitiavana no lakilen’ny hasambarana. Izy no mitondra hafaliana, tsikitsiky, fahavitriana, zoto-po, …

 Lire la suite...

« Le maintien d’une attitude positive est le vrai défi de la vie. En changeant notre attitude, notre vie commence à changer aussi. » Melki Rish

06/08/2019

Rehefa tojo olana amam-pahasahirana dia toa sarotra ny mitazona an’ilay toetsaina miabo, mijery izay lafiny tsara eo amin’ny zava-misy.

 Lire la suite...

L’amitié améliore le bonheur, apaise la misère, double la joie et divise la peine

02/08/2019

Araka ny fandinihan’ireo mpikaroka dia mbola tsy nitana anjara toerana lehibe, noho ny amin’izao vanin’andro iainantsika izao ny namana.

 Lire la suite...

« Une grande dame ne perdra pas son temps à essayer de se comparer à une autre femme…parce qu’elle sait ce qu’elle vaut »

01/08/2019

Fomban’ny vehivavy, efa toetra voajanahary mihitsy, ilay tia mifaninana. Tsy misy maharatsy izany, rehefa entina hanatsarana ny fiainana ilay izy.

 Lire la suite...

« A l’oreille de tous les enfants, « Maman » est un mot magique » Arlene Benedic

31/07/2019

Mahatsiaro sambatra ery ny zanaka rehefa manana Reny mampihanta, mananatra, mikolo. Ary tsy mifidy taona fa na ny mbola minono na ny efa manan-tokantrano dia mila hatrany izay fitiavan-dReny izay.

 Lire la suite...

« Si une autre femme vole votre homme, la meilleure vengeance serait de la laisser le garder. Les vrais hommes ne peuvent pas être volés. »

22/07/2019

Betsaka ny vehivavy misedra olana amin’ny tokantrano ka ny ankamaroany dia noho ny fampirafesana avokoa. Maro ny mety hitarika ny olana ao an-tokantrano : tsy fahampian’ny fotoana iarahana,

 Lire la suite...

Citation

Plus tard, il sera trop tard. Notre vie, c’est maintenant (Jacques Prévert)

10/04/2019

Aza manjeny ny andro ho lava, fa tsy fantatra izay haloakan’ny ampitso ! Tsy misy tompon’ny ho avy isika, fa segaondra kely iray monja dia mety hanova ny fiainana iray manontolo. Noho izany indrindra :

 

 aza variana manjeny ny andro ho lava. Mahaiza manararaotra ny fiainana araka izay azo atao sy araka izay fahafaha-manao ! Mahaiza mifaly, na amin’ny zava-madinika, na amin’ny zavatra goavana miseho eo amin’ny fiainana. Mifantoha kokoa amin’ny lafitsaran-javatra, manàna fomba fijery miabo. Ary izay tokony atao rehetra dia vitao, dieny mbola azonao atao, fa aza avela mialona andro. Ny tena fiainana mantsy dia ny anio aloha. Ny omaly, efa lasa ka tsy azo antenaina hiverina intsony. Ny ampitso indray, mbola any anatin’ny tsy fantatra, ka tsy misy mahazo antoka izay hitranga. Fa ny anio dia eo am-pelan-tananao. Azonao atao ny mianoka azy, araka izay hitiavanao azy mihitsy. Araraoty ary ny androany, fa anao io, dia fenoy tsiky sy fifaliana !

Ravaka R.

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo