Jejoo

Dans la même rubrique

GUIDE WEEK END

31/10/2019

Lavalavanyfaran’nyherinandroamin’ityherinandroity. Hanombokarahampitsozoma 1

 Lire la suite...

ZOMA

23/08/2019

Restaurant Dia 67Ha : After Work miaraka amin’i Chantal manomboka amin’ny 3 ora tolakandro

 Lire la suite...

ZOMA

02/08/2019

Lycée JJ Rabearivelo : Malm Martiora sy O’Black manomboka amin’ny 1 ora tolakandro Restaurant Dia 67Ha : Fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny hotely miaraka amin’i Malm Martiora manomboka amin’ny 5 ora hariva

 Lire la suite...

ZOMA

19/07/2019

Bonara Be 67ha : Romeo sy Rycia manomboka amin’ny 8 ora alina Fatapera Antaninarenina: Nate Tex manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina

 Lire la suite...

ZOMA

12/07/2019

Bonara Be 67Ha : Tsiliva manomboka amin’ny 9 ora alina Le Glacier Analakely: Manaly manomboka amin’ny 9 ora alina Piment Café Behoririka: One Man Silo manomboka amin’ny 9 ora alina

 Lire la suite...

ZOMA Fetin’ny mozika :

21/06/2019

· Eny amin’ny IKM Antsahavola manomboka amin’ny 3 ora folakandro ny seho iarahana amin’i Samboady sy Rodin Solofomanana ary hisy koa ny sehatra hisokatra ho an’ny rehetra.

 Lire la suite...

Ireo « bon plan » hamalifaliana an’i Neny Plan resto :

24/05/2019

Alahady 26 Mey · Buffet fête des mères au « Ile Rouge », Carlton Madagascar : Misy loka maro ho zaraina ho an’ireo reny mandray anjara amin’ny hira Paf : 80.000Ar (lehibe) . Manomboka amin’ny 12 ora antoandro

 Lire la suite...

Bon plan

ZOMA

05/04/2019

IFM Analakely : Arison Vonjy hitondra ilay raki-kira “gasy Tsara” manomboka amin’ny 7 ora hariva

 

Dome RTA Ankorondrano: Nuit de la guitar miaraka amin’i Solo Andrianasolo, Album Music manomboka amin’ny 8 ora alina

Bonara Be 67Ha : Din Rotsaka manomboka amin’ny 8 ora alina

Cemes Antanimora: Wawa manomboka amin’ny 9 ora alina

Karibotel Twenty Six 26 Analakely: Tarika Jeneraly manomboka amin’ny 9 ora alina

Trass Tsiadana: Luk, Rija Ramanantoanina  sy Mahery manomboka amin’ny 9 ora alina

 

SABOTSY

CGM Analakely: Rap Gasy miaraka amin’i Eklyps, Epistolier, Ramjasy manomboka amin’ny 2 ora sy sasany hariva

Bonara Be 67Ha: Samby Jao manomboka amin’ny 8 ora alina

Piment Café Behoririka: Hilalao tritra miaraka amin’i Bolo Rakoto David, Jacquis Ralph, Tonny Louta Loux sy Zo Tantely. Nasaina ho amin’izany i Datita Rabeson, Naivo Andriambelo manomboka amin’ny 8 ora alina

No Comment Bar Isoraka: Thierry Andriamirado manomboka amin’ny 9 ora alina

Palais des Sports Mahamasina: Bodo sy Rija Ramanantoanina manomboka amin’ny 9 ora sy sasany maraina

 

ALAHADY

Antsahamanitra : E-mozika an-tsehatra miaraka amin’i Nate Tex, Mirado, Fy Rasolofoniaina, Johane manomboka amin’ny 3 ora tolakandro

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo