Jejoo

Dans la même rubrique

Andro eran-tany ho an’ny angano : Hivoaka amin’io ny boky angano an’i Ranaivo Rafenomanjato Patricia

19/03/2019

Hankalazaina rahampitso 20 martsa ny andro maneran-tany ho an'ny angano. Hanamarika izany ny ao amin’ny Ivon-toeran’ny Kolotsaina Malagasy (IKM) sy ny Federasiona Mpikanto Teny sy Soratra (FMTS). Mandritra izany no

 Lire la suite...

BNI Andranonahoatra Olona handrotsaka vola, voatifitra

19/03/2019

Omaly maraina tokony ho tamin’ny 9 ora sasany maraina teo no nitrangana fanafihana teo amin’ny banky BNI Andranonahoatra Itaosy.

 Lire la suite...

Fifaninanana mamaky teny Ankizy 31 no tafakatra amin’ny manasa-dalana

19/03/2019

Ankizy sy tanora miisa 73, teo anelanelan’ny 10 hatramin’ny 15 taona, no tonga nifaninana namaky teny, tao anatin’ilay « Championnat de lecture », nokarakarain’ny Alliance française d'Antananarivo, tamin’ny sabotsy lasa teo.

 Lire la suite...

“Tremplin Music’al Run” ao La Réunion: Mandray anjara i Océane Rama, malagasy

19/03/2019

Fifaninanana hisafidianana ireo mpanakanto vao misondrotra eo amin’ny sehatry ny mozika ny “Tremplin Music’al Run”.

 Lire la suite...

Varotra akanjo sy kiraro Mora be ny entana, rehefa manao “destockage” ny botika

19/03/2019

Any am-pitandranomasina any dia voafaritry ny lalàna mazava ny daty sy ny fe-potoana fanaovana varo-boba, na “solde”, na ihany koa “destockage”.

 Lire la suite...

Sambatra Fandresena, 14 volana Misy fivontosana ny ati-dohany, hodidiana fanin-droany

19/03/2019

Zazalahy kely vao 14 volana monja Andriamanantsoa Sambatra Fandresena. Tojo tsy fahasalamana tanteraka anefa izy ankehitriny. Misy fivontosana ao anaty ati-dohany izay fantatra fa mizara roa samihafa. Ny iray efa voadidy soa aman-tsara rehefa nesorina.

 Lire la suite...

LOZAM-PIARAKODIA - TAMBAZOTRAN-TSERASERA Mitady “j’aime” fa tsy mba manavotra ireo mpandalo

18/03/2019

“Toe-javatra mampalahelo amin’izao, ny nahamay ny sasany dia ny mitifitra sary ireo olona nihitsoka tao ambany fiara fa tsy nisy mihitsy namonjy izany”.

 Lire la suite...

Actualités

Caylah : hampianatra ny ankizy hanoratra tononkalo sy hanao “slam”

14/03/2019

Hanolotra atrikasa fanoratana tononkalo sy fanokafana ny ankizy amin’ny tontolon’ny slam i Caylah amin’ny Sabotsy 16 martsa ho avy izao. Etsy amin’ny Is’Art Galerie Ampasanimalo

 

 

 

no hanatanterahana izany  manomboka amin’ny 02 ora sy sasany folakandro. Raha tsiahivina dia i Caylah no tompon-daka nasionalin’ny Slam tamin’ny 2014. Tamin’io taona io ihany izy no nandrafitra ny « slamothérapie » izay karazana  fitsaboana amin’ny alalan’ny teny nampihariny tamin’ny tovovavy niteraka aloha loatra, tanora niharan’ny herisetra sy fanolanana, tanora voafonja ary ankizy sahirana zanaky ny làlana. Anisan’ny nampalaza azy ilay raki-tsary  mitondra ny loha-teny hoe “Madagascar” izay navoakany tamin’ny haino aman-jery telo taona lasa izay. Mampiavaka azy koa ilay fahasahiany miresaka momba ny olan’ny fiaraha-monina amin’ny alalan’ny slam noho ny fahatsapany ny hery sy voka-tsoa entin’ny teny ampitaina. Hampita izany amin’ny ankizy  rahateo no anisan’ny anton’izao atrikasa izao.  Misokatra ho an’ny ankizy rehetra moa ny hetsika.

 

 

Natty  

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo