Jejoo

Dans la m麥e rubrique

典elle mere, telle fille

23/05/2019

Mbola hatramin地y 25 mey ho avy izao no hanarahinao

 Lire la suite...

Firy taona eo vao matotra ara-pitiavana ny lehilahy ?

22/05/2019

Sanda Ranaivosoa, mpitendry gitara : Raha ny fahit潴o azy dia rehefa tena hoe : tia vehivavy iray mitovy fijery aminy (vision)

 Lire la suite...

Telle m鑽e, telle fille

22/05/2019

Ankoatra ny fampifandraisana bebe kokoa ny reny sy ny zanany vavy dia misy koa ny fanomezana ho azon段reo mpandray

 Lire la suite...

Telle m鑽e telle fille

21/05/2019

Mitohy anio ny fanarahana ny sarin段reo mpandray anjara amin段ty fifaninanana hanehoana ny

 Lire la suite...

ォ Telle m鑽e, telle fille サ Sary maneho fa ォ complices サ i Neny sy ny zanany

20/05/2019

Nanomboka ny 8 mey lasa teo ilay fifaninanana ォ Telle mere, telle fille サ vohizin段lay vondrona ォ Vehivavy Manambady サ ao amin地y Facebook.

 Lire la suite...

Ra-Marie, manana ォ don サ mampipetraka zaza tena marina ve ? Ra-Marie, mpanotra : Manana ォ don サ, masera no namporisika azy !

17/05/2019

Isan段reo fomba malagasy mbola betsaka mpanao amin段zao fotoana ny miotra rehefa misy tsimetimety. Isan段reo manana fanomezam-pahasoavana amin段zany i Razanamalala Marie Jeanne na Marie, mpanotra eny Amboanjobe.

 Lire la suite...

67 HA Nadoboka eny Antanimora ilay vehivavy mpanendaka

16/05/2019

Tovovavy iray, 16 taona no voahendaka teny amin地y faritra 67ha iny ny zoma 22 Martsa lasa teo, tokony ho tamin地y 11 ora maraina.

 Lire la suite...

Actualit駸

Arison Vonjy : Hampahafantatra an段 ォ gasyTsara サ, raki-kirany fahatelo

14/03/2019

Naman段 Rasoloarison Vonjison na ォ Arison Vonjy サ efa hatreo amin地y faha-10 taonany ny sehatry ny mozika satria tamin段zany izy dia efa niara-niantsehatra tamin地y zokiny. Amin段zao fotoana dia hamoaka ny raki-kirany fahatelo sahady izy.

 

 

 

 Mariazy eo amin’ireo raki-kira roa efa navoakany taloha izy io. Tany amin’ny taona 2004 no nivoaka ny « Feno loatra », raki-kirany voalohany, izay efa noketrehina niaraka tamin’ireo andrarezin’ny mozika « jazz » toa an’i Tôty , Silo, Datita Rabeson sy ireo maro hafa. Nandritra ny làlana maro nodiaviny niaraka tamin’ireo mpitendry samihafa dia nisy ny fikarohana ilay fiarahana mitempo ao anatin’ny mozika novohiziny. Ity raki-kira vaovao  « gasyTsara » ity dia nalaina avy amin’ny fampisehoana izay notanterahin’ny tarika Arison Vonjy tao amin’ny “American Center” izay misy hafanana kokoa ao anatiny noho ny fifampizarana amin’ireo mpitendry sy ny mpijery izay niaraka tao. Efa hatramin’ny taona 2015 moa ity raki-kira ity no noketrehina ary mitondra ny gadona “funky”  ka izao tontosa soa aman-tsara izao. Hisy izany ny “gasyTsara Tour” hotanterahin’ny tarika entina hampahafantarana ity raki-kira ity. Seho voalohany ho atolotr’izy ireo amin’izany ny etsy amin’ny IFM Analakely amin’ny 05 aprily ho avy izao, manomboka amin’ny 7 ora hariva. Hitondra ireo hira am-polony mahery mandritra ny seho i Arison Vonjy miaraka amin’i Harty Andriambelo eo amin’ny gitara “basse” sy “melodica”, i Nali  Rabarison kosa eo amin’ny amponga maro anaka, i Dovs Rakotondraina no hitendry ny vata maro afitsoka. Seho ho fisantarana izy ity fa voalohany ahafahana mankafy ireo hiran’i Arison Vonjy vaovao ihany koa.

 

Rinahsoa

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo