Jejoo

Dans la même rubrique

“Pate feuilletée” amboarina Ireto avy ireo zavatra ilaina sy ny dingana atao ho an’ny fanamboarana « pate feuilletée » :

23/05/2019

Akora ilaina (ho an’ny paty 1k200g) · Lafarinina 350g · Sira 1sk · Dibera malefaka 30g · Dibera 390g · Rano 20sl

 Lire la suite...

Mofomamy malefaka, amin’ny yaourt Ho an’olona 6

22/05/2019

Akora ilaina Atody 3 Yaourt tsy mamy 1 Leviora 1 fonosana (5,5 g) Lafarina 2,5 pots yaourt Siramamy 1,5 pot yaourt Siramamy misy hanitra lavanila 7,5 g Menaka ½ pot yaourt dibera 10grama

 Lire la suite...

“Pate feuilleté”: ireo sakafo rehetra vita aminy

20/05/2019

Handeha indray hijery ny sakafo azo karakaraina miaraka amin’ny “pâte feuilletée”isika .

 Lire la suite...

Beignet amin’ny paoma

17/05/2019

Akora ilaina · Paoma 4 · Ranom-boasarimakirana 1 · Siramamy · Menaka hanendasana

 Lire la suite...

Pizza andrahoina amin’ny sarom-bilany

16/05/2019

Betsaka no tsy manana lafaoro amintsika. Tsy tokony ho sakana amin’ny fikarakarana sy fihinanana “pizza” nefa izany satria sarom-bilany fotsiny no ilaina dia efa mahavita “pizza”

 Lire la suite...

Vinegrety amin’ny tsiro samihafa

13/05/2019

Saosy tsy azo hiodivirana amin’ny fampiasàna azy ny vinegrety. Ahoana no hanovàna ny tsirony araka ny sakafo izay hohanina aminy. Ny fanamboarana ny vinaingitra, ny sira sy ny dipoavatra ary ny menaka mantsy no fototra. Ampiana “moutarde” kely izany dia efa mampiavaka azy.

 Lire la suite...

“Bouchons réunionnais”

09/05/2019

Akora ilaina · “Pate van tan” natao tao an-trano na novidiana · Toton-kena 500g · « Fécule de manioc » na vovo-mangahazo 1 sk · Raon 1/3 vera · Tongolo maitso tahony 4 · Saosy soja 3 sf · Sira sy dipoavatra · Atody 1

 Lire la suite...

Sakafo

Pain de viande aux champignons

14/03/2019

Akora ilaina · Toton-kena 1kg · Tongolo be 1 efa notetehina manify · Atody 2 · Mofo efa maina 250ml · Dità maina 1 sk · Selery 1 sk · Paprika 1 sk · Crème fraiche ½ tasy · Ketchup 1 tasy · Olatra 1 tasy · Sira sy dipoavatra

 

Fikarakarana azy

1.      Hafanaina eo amin’ny 160°C ny lafaoro

2.      Afangaro avokoa ireo akora rehetra anaty  lisitra

3.      Arotsaka ao anaty lasitra efamira iray io fangaro io dia saromana « papier aluminium »

4.      Andrahoina mandritra ny ora iray na an-tsasak’adiny eo

5.      Rehefa masaka dia esorina eo ambony lovia handrosoana azy ka ampiarahina amin’ny salady na « cornichon » efa voatetika

Rinahsoa 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo