Jejoo

Dans la même rubrique

« Fer à lisser » : tena manimba volo tokoa ve ?

28/02/2019

Fitaovana zary lasa mahazatra ny vehivavy malagasy ny mampiasa ny « fer à lisser ».

 Lire la suite...

Akondro … manasitrana ny volo makina sy vakivaky

21/02/2019

Raha manana volo maina , vakivaky sy tapatakapaka ianao dia andramo ity maska natoraly ity. Ny fifangaroan’ny akondro sy ny “huile d’amande douce” dia manamandina ny volo. Mampangirana sy mampalefaka ny volo rahateo ihany koa ity menaka iray ity.

 Lire la suite...

Nivo Lalandy “Maha-sambatra ny manana taovolo natoraly”…araho ny fanazavany Iza moa i Nivo Lalandy?

11/02/2019

Miarahaba anareo, Nivolalandy ny anarako, mpandraharaha monina eto Antananarivo. 4 taona teo ho eo izay no nanapahako hevitra ny hanaiky tanteraka ny toetran’ny voloko, izay olioly sy matevina. Io volo io indrindra no nahalasa ahy ho “Natural hair activist” izay midika hoe “manaiky tanteraka sy faly amin’ny natioran’ny voloko, fa indrindra manainga sy manome ohatra ho an’ny hafa, mba ho tojo amin’izay tanjona izay ihany koa.

 Lire la suite...

Toro-hevitra 6 mampivoaka tsara ny lokom-bolo

08/02/2019

Ny volo miloko dia isan’ny volo marefo sy mila fikarakarana indrindra. Sady manimba ny volo mantsy izy io raha tsy voakarakara no miavasoka ilay loko na miova tanteraka. Araho ary ireto toro-hevitra ireto mba hivoaka tsara lokom-bolonao.

 Lire la suite...

Toro-hevitra 6 mampivoaka tsara ny lokom-bolo

07/02/2019

Ny volo miloko dia isan’ny volo marefo sy mila fikarakarana indrindra. Sady manimba ny volo mantsy izy io raha tsy voakarakara no miavasoka ilay loko na miova tanteraka. Araho ary ireto toro-hevitra ireto mba hivoaka tsara lokom-bolonao.

 Lire la suite...

Vehivavy 23 taona aho, 32 taona ny vadiko. Bevohoka aho izao, nefa mbola tsy vonona mihitsy.

07/02/2019

Niteny tamin’ilay vadiko aho hoe : aleo esorina aloha ilay zaza, dia tezitra be tamiko izy. Tsy tsapany mihitsy ilay tsy fahavononako sady izaho tena matahotra miteraka be mihitsy. Efa nifanaraka koa izahay fa hanararaotra kely ny tokantrano aloha, dia rehefa 25 taona aho vao manao bevohoka. Inona no tokony ataoko ?

 Lire la suite...

« Après-shampooing » : Ny fomba fisafidianana azy

31/01/2019

san’ny singa fototra amin’ny fikarakarana ny volo ny « après-shampooing ». Tsy maintsy ampiasaina ity akora ity n’inona n’inona toetry ny volo. Manamandina ny volo sy miaro azy no tena asany. Tokony hifanaraka tsara amin’ny toetry ny volo kosa anefa ny fisafidianana azy mba tsy hanimba azy indray.

 Lire la suite...

Coiffure

Manalava volo vetivety ny yaourt … araho ny fanaovana azy

14/03/2019

Manan-karena otrikaina, mineraly ary vitamina ny yaourt. Ireo rehetra ireo izay samy ilain’ny volo avokoa. Miaro ny volo ihany koa ny proteina ao anatiny.

 

 

Rehefa salama sy ampy otrik’aina tsara anefa ny volo dia mora mihalava. Andramo ary ny maska yaourt raha te-ho lava volo anatin’ny fotoana fohy ianao.

Ny atao :

·         Hosorana amin’ny volo sy hodi-doha ny yaorta.

·         Avela eo mandritra ny 30mn.

·         Aorian’izay dia kobanina tsara mba ho afaka tanteraka ny yaorta.

·         Rehefa afaka tsara ny yaorta dia sasana amin’ny “shampooing doux” ny volo.

Meva

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo