Jejoo

Dans la m麥e rubrique

Fanomanana ny ririnina Hanangona fanampiana ho an段reo sahirana ny fikambanana SOS Zazagasy

21/02/2019

Ho fiatrehana ny ririnina dia mikarakara hetsika fanangonana fanomezana ho an段reo ankizy sahirana eto an-drenivohitra ny fikambanana SOS Zazagasy. Fikambanana iray miahy ireo ankizy tsy manan-kialofana moa ity fikambanana ity.

 Lire la suite...

Foodwise : Manangona ireo sakafo tsy lany eto amintsika, mba ho an段reo ankizy sahirana sy kamboty

21/02/2019

Niova anarana ary nivadika ho Foodwise, ilay tetikasa ォ Manzer Partazer サ izay miompana amin地y fanangonana ireo sakafo tsy lany eny amin地y tsena lehibe sy ny hotely, ary zaraina amin地y ankizy sahirana.

 Lire la suite...

Fanojo, very : Hita teny Mahitsy, salama tsara

21/02/2019

Zaza very, nanaovana antso avo tato anatin地y tambajotra Facebook ny talata alina teo, i Fanojo, ankizilahikely vao hanala BEPC amin段ty taona ity.

 Lire la suite...

Naolany nandritra ny 20 taona ny zana-badiny, niterahany zaza 10

12/01/2018

Efa hatramin地y faha-14 taonany ity zazavavikely iray tao Argentine ity no naolan地y dadakeliny.

 Lire la suite...

Hasarotam-piaro : notifirin段lay mpitandro ny filaminana ny vadiny

11/01/2018

Mpivady niady noho ny hasarota-piaro no tsy nahafehy tena, ka saika nifamono ho faty, tao Montr饌l Kanada ny sabotsy lasa teo.

 Lire la suite...

Hain-trano : ankizy 4 niara-namoy ny ainy tamin地y rainy

10/01/2018

Olona 5 no indray namoy ny ainy tao Mulhouse, Haut-Rhin Frantsa vokatry fahamaizana nahazo ny trano fonenan段zy ireo.

 Lire la suite...

Lozam-piarakodia : mpirahalahy niara-maty voafaokan地y fiara

28/12/2017

Mpandeha an-tongotra miisa roa no indray voafaokan地y fiarakodia, vao mangiran-dratsy tao Bayonne Frantsa, ny alahady lasa teo tokony ho tamin地y 3 ora maraina.

 Lire la suite...

Fait Divers

Ady amin地y tsifanjariantsakafo Olona miisa 174.400 isa no hahazo tombontsoa amin地y tetikasa HIAKE

21/02/2019

Ny 8,5%-n地y zaza latsaky ny 5 taona no tratran地y tsifanjariantsakafo mahery vaika any amin地y Faritra Atsimo Andrefana, araka ny antontan段san地y biraom-paritry ny fanjariantsakafo any an-toerana, tamin地y taona 2017.

 

 

 Ny 39,4% kosa no tratran’ny tsifanjariantsakafo mitarazoka. Antom-pisian’ny tetikasa “Confluences HIAKE” (Hetsika Ifandrimbona Amongora ty KEre), ny hampihena izany tsifanjariantsakafo izany any amin’iny Faritra iny. Ny Fikambanana tsy miankina amin’ny Fanjakana, Action Contre la Faim (ACF) no tompon’antoka amin’ity tetikasa ity, raha ny Masoivoho Frantsay ho an’ny Fampandrosoana (AFD) kosa no mpamatsy vola. Firenena 5 no voakasiky ny tetikasa “Confluences” dia i Tchad, Burkina Faso, Cameroun, Repoblikan’i Centre Afrique ary i Madagasikara. Ho an’ny eto amintsika moa, izay nomena ny anarana HIAKE, dia olona miisa 174.400, ao amin’ny distrikan’i Toliara I sy II ary Betioky, samy ao amin’ny Faritra Atsimo Andrefana, no hahazo tombontsoa. Tanjon’ny tetikasa, amin’ny ankapobeny, ny hanatsarana ny fandraisana an-tanana an’ireo tratran’ny tsifanjariantsakafo. Nisy moa ny atrikasa sady fiofanana notontosaina tao Toliara, nandraisan’ireo mpikatroka isan-tokony anjara, toy ny solontenan’ny firaisamonim-pirenena avy any Atsimo Andrefana sy ireo mpikambana ao anatin’ny Champion de la Nutrition de Madagascar (ahitana mpanao gazety avy aty Antananarivo sy any an-toerana, mpanakanto ary mpanao fanatanjahantena). Nandritra izany no namolavolana ny drafitr’asa hotanterahina, hatramin’ny taona 2020, fotoana hifaranan’ity tetikasa HIAKE ity.

 

Ravaka R.

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo