Jejoo

Dans la même rubrique

Mpanao « dépannage » fiara

10/07/2019

Ny tampoka tsy ampoizina. Raha sendra manondrana iny ny fiaranao dia ireto misy ivon-toerana azo antsoina, hanampy amin’izany.

 Lire la suite...

“Tee-shirt”, kapa, “goodies” BAREA : Aiza no hividy?

09/07/2019

Reharehan’i Madagasikara ny fandresen’i Barea tamin’ny alahady teo iny. Tsikaritra tanteraka ihany koa fa betsaka ireo Malagasy no nanao “tee-shirt” nisy soratra hoe alefa

 Lire la suite...

Steak sy frity

14/06/2019

Akora ilaina · Nofon-kena 250g · Ovy lehibe 4 · Menaka · Ketchup na moutarde araka izay tiana 4 sf · Dipoavatra sy sira

 Lire la suite...

« Rideau » : Aiza no misy tsara ?

10/04/2019

Manan-danja be ao an-trano ny “rideau” indrindra ho an’ireo tia manaingo zavatra amin’ny varavarankely misokatra. Ireto atoro anao ireto kosa ireo toerana mivarotra izany na afaka jifaina izany.

 Lire la suite...

Hividy « moto occasion » …

05/03/2019

Amin’izao vanim-potoana tena anjakan’ny fitohanan’ny fifamoivoizana izao indrindra no tena mahavonjy ny môtô.

 Lire la suite...

Hividy « moto occasion » …

22/02/2019

Amin’izao vanim-potoana tena anjakan’ny fitohanan’ny fifamoivoizana izao indrindra no tena mahavonjy ny môtô. Ho an’ireo olona tsy manana fahefa-mividy ireo lafo sy vaovao, dia azo atao ny mividy môtô « occasion ». Ireto ny toerana misy mivarotra azy.

 Lire la suite...

Hividy « moto occasion » …

19/02/2019

Service

Hividy « moto occasion » …

08/02/2019

Amin’izao vanim-potoana tena anjakan’ny fitohanan’ny fifamoivoizana izao indrindra no tena mahavonjy ny môtô. Ho an’ireo olona tsy manana fahefa-mividy ireo lafo sy vaovao, dia azo atao ny mividy môtô « occasion ». Ireto ny toerana misy mivarotra azy.

« Moto occasion » : efa niasa

Ny « moto occasion » dia môtô efa tsy vaovao intsony saingy mbola tsara amin’ny ankapobeny. Izany hoe,  efa niasa tamina fotoana maharitra na vetivety ilay môtô ary nalaina avy any am-pita, ny ankamaroany. Na izany aza dia mila mahay mifantina tsara, sao sendran’ny “moto” efa misy fahavoazana betsaka. Ary manaraka izany, dia  tsy maintsy misy zavatra amboarina kely foana amin’ny maha “occasion” azy toy lokony, ohatra na hafa.

Aiza àry  ?

·         Magazay KTM rehetra.

·         Magazay FYM eny Andraharo

·         Eny Malaza, fiolanana alohan’ny hidirana Andoharanofotsy.

·         Matrick Analamahitsy

·         Namana scoot Andavamamba.

Nelly-Bri

 <<Retour

Copyright 2009 Jejoo