Jejoo

Dans la même rubrique

Brezila : Nirehitra ny alan’i Amazonie, tsy mety maty ny afo

23/08/2019

Efa maherin’ny 3 herinandro izay no nirehitra ny ampahany amin’ny alan’i Amazonie ary mbola tsy mety maty ny afo hatramin’izao.

 Lire la suite...

Sina : Tsy navela nihinana gilasy, novonoiny ny olon-tiany

23/08/2019

Mpifankatia tera-tany sinoa no niady tany anaty tsena lehibe iray tao Henan, ao Chine ny faran’ny herinandro teo.

 Lire la suite...

Zaza 4 volana maty sempotry ny plastika teo am-pandriana

14/08/2019

Zazakely vao efa-bolana monja no hitan’ny reniny nitsitra tsy nisy aina intsony, tamin’ny alahady teo, tany Grand-Quevilly, any amin’ny departemantan’i Seine-Maritime any Frantsa.

 Lire la suite...

Lehilahy 70 taona voafora tsinahy

08/08/2019

Nomena onitra 20.000livres ny lehilahy iray rehefa voafora tsy nahy tao amin’ny hopitaly Leicester Royal Infirmary any Angletera.

 Lire la suite...

Miha-miditra aloha be ao anaty “regime” ny adolantsento

22/07/2019

ETAZONIA - Nivoitra tamin’ny voka-pikarohana iray tany Etazonia fa mitombo ny adolantsento vavy sahiran-tsaina amin’ny lanjany.

 Lire la suite...

Vaviantitra 76 taona, novonoina rehefa avy nampijaliana

22/07/2019

ALEMANA - Migadra mandrapahafatiny no sazy azon’ireto efa-dahy ireto, rehefa namono vaviantitra 76 taona.

 Lire la suite...

Miha-miditra aloha be ao anaty “regime” ny adolantsento

19/07/2019

ETAZONIA - Nivoitra tamin’ny voka-pikarohana iray tany Etazonia fa mitombo ny adolantsento vavy sahiran-tsaina amin’ny lanjany.

 Lire la suite...

Manerantany

Hofoanana ao anatin’ny 10 taona ny VIH/ Sida any Etazonia

08/02/2019

Tetikasa imasoan’ny filoha Amerikanina Donald Trump ny fanafoanana ny VIH/ Sida any Etazonia ao anatin’ny 10 taona. Izany no nambarany tamin’ny fandraisam-pitenenana izay nataony ny talata lasa teo.

 

 

Hiaraka handresy izany isika hoy hatrany ny nambarany ary hangataka amin’ny kaongresy aho mba hanao izay faraheriny hanafoanana ny fiparitahan’ity aretina ity. Tamin’ny taona 2017 dia tera-tany Amerikanina manodidina ny 38.000 no mitondra ny tsimok’aretina VIH/ Sida. Amin’ny ankapobeny dia nihena izany salan’isa izany saingy mbola misy ihany ireo andian’olona izay tena mbola handairan’ity tsimok’aretina ity toa an’ireo “homosexuels”. Tamin’ny taon-dasa moa dia efa nanapa-kevitra ny hampihena ny teti-bola natokana ho an’ny ady amin’ny Sida ny filoham-pirenena amerikanina saingy tsy nanaiky izany ny kaongresy.

Meva

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo