Jejoo

Dans la même rubrique

Ho azo atao ny manasitrana ny homamiadan’ny nono anatin’ny iray andro

28/02/2019

Mpitsabo maromaro tao amina hopitaly iray ao Frantsa no namorona fitaovana iray hahafahana manasitrana ny homamiadan’ny nono anatin’ny iray andro.

 Lire la suite...

Mety mitarika olana ara-tsaina ny fihinanana sakafo “fast-food”

28/02/2019

Navoakan’ny mpikaroka siantifika amerikanina avy ao amin’ny Oniversiten’ i Loma Linda fa misy hifandraisany ny fihinanana sakafo tsy voalanjalanja toy ny sakafo vidiana an-dalana ( ivelan’ny ao an-trano) sy ny aretin-tsaina.

 Lire la suite...

Notsatohany tamin’ny antsy ny vadiny, namono tena izy avy eo

28/02/2019

Lasa kamboty ray sy reny tsy sazoka noho ny hetraketraky ny ray aman-dreniny ny zazalahikely iray 9 taona monina ao Frantsa.

 Lire la suite...

Navelany tsy nisy rano sy sakafo tao an-trano nandritra ny herinandro ny zanany

28/02/2019

Voaheloky ny fitsaràna ao Rosia ho ninia namono an-janany i Maria Plenika, tovovavy 21 taona.

 Lire la suite...

Navelany tsy nisy rano sy sakafo tao an-trano nandritra ny herinandro ny zanany

27/02/2019

Voaheloky ny fitsaràna ao Rosia ho ninia namono an-janany i Maria Plenika, tovovavy 21 taona.

 Lire la suite...

Efa nisokatra ilay orinasa mpamokatra Nutella lehibe indrindra

27/02/2019

Nikatona nandritra ny andro maromaro ilay ozinina mpamokatra sôkôla amin’ny boaty Nutella, isan’ny lehibe indrindra eran-tany rehefa tsikaritra fa nisy tsy fahatomombanana ny vokatra navoakan’izy ireo.

 Lire la suite...

Zaza 9 taona, namono tena fa nobedesin-dreniny

27/02/2019

Nisafidy ny hamono tena ity tovovavy kely amerikanina iray, 9 taona rehefa nobedesin-dreniny vao maraina noho ny resaka aterineto sy finday.

 Lire la suite...

Manerantany

Notoriany ireo ray aman-dreniny fa niteraka azy

08/02/2019

Lehilahy 27 taona monina ao Mumbaï, any Inde no nitory ireo ray aman-dreniny. Vao haingana izao fitoriana izao no nataon’i Raphaël Samuel, noho ireo ray aman-dreniny nanapa-kevitra ny hiteraka azy.

 

 

 Mpikambana ao anatin’ilay vondrona manohitra ny fahaterahana na “anti-natale” mantsy ity lehilahy ity ary ny fiterahana ho azy ireo dia tsy mba fahasoavana fa toy ny fampijaliana hatramin’ny fahafatesana. Raha ho an’ireo mpikambana ao anatin’ity vondrona ity ihany dia fahafinaretan’ireo ray aman-dreny ny miteraka sy manan-janaka fa tsy misy fitsinjovana ilay zaza mihitsy. Betsaka ireo zaza kamboty nefa mbola maniry te-hiteraka ihany ireo ray aman-dreny ka io no toherin’ity vondrona ity. Efa mihabetsaka moa izy ireo no miditra ao anatin’io fikambanana io any eoropa any, amin’izao fotoana.

 

Rinahsoa

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo