Jejoo

Dans la m麥e rubrique

Brezila : Nirehitra ny alan段 Amazonie, tsy mety maty ny afo

23/08/2019

Efa maherin地y 3 herinandro izay no nirehitra ny ampahany amin地y alan段 Amazonie ary mbola tsy mety maty ny afo hatramin段zao.

 Lire la suite...

Sina : Tsy navela nihinana gilasy, novonoiny ny olon-tiany

23/08/2019

Mpifankatia tera-tany sinoa no niady tany anaty tsena lehibe iray tao Henan, ao Chine ny faran地y herinandro teo.

 Lire la suite...

Zaza 4 volana maty sempotry ny plastika teo am-pandriana

14/08/2019

Zazakely vao efa-bolana monja no hitan地y reniny nitsitra tsy nisy aina intsony, tamin地y alahady teo, tany Grand-Quevilly, any amin地y departemantan段 Seine-Maritime any Frantsa.

 Lire la suite...

Lehilahy 70 taona voafora tsinahy

08/08/2019

Nomena onitra 20.000livres ny lehilahy iray rehefa voafora tsy nahy tao amin地y hopitaly Leicester Royal Infirmary any Angletera.

 Lire la suite...

Miha-miditra aloha be ao anaty 途egime ny adolantsento

22/07/2019

ETAZONIA - Nivoitra tamin地y voka-pikarohana iray tany Etazonia fa mitombo ny adolantsento vavy sahiran-tsaina amin地y lanjany.

 Lire la suite...

Vaviantitra 76 taona, novonoina rehefa avy nampijaliana

22/07/2019

ALEMANA - Migadra mandrapahafatiny no sazy azon段reto efa-dahy ireto, rehefa namono vaviantitra 76 taona.

 Lire la suite...

Miha-miditra aloha be ao anaty 途egime ny adolantsento

19/07/2019

ETAZONIA - Nivoitra tamin地y voka-pikarohana iray tany Etazonia fa mitombo ny adolantsento vavy sahiran-tsaina amin地y lanjany.

 Lire la suite...

Manerantany

OMS : Azo antoka tanteraka ny vaksiny fanefitry ny homamiadan地y vozon-tranon-jaza

08/02/2019

ォ Azo antoka tanteraka sady tena ilaina amin地y ady amin地y homamiadan地y vozon地y tranon-jaza ny vaksiny fanefitra amin地y papillomavirus na HPV サ, araky ny nambaran-dRtoa Elisabete Weiderpass, talen地y ivon-toerana iraisam-pirenena ho an地y fikarohana momba ny homamiadana, izay miankina amin地y Sampandraharaha an地y Firenena Mikambana misahana ny fahasalamana na ny OMS.

 

 Nandritra ny fankalazana ny andro eran-tany ho an’ny homamiadana ny alatsinainy lasa teo no nanambarany izany. Notsindriany mafy izany manoloana ireo tsaho sy resabe miely izay milaza fa ity vaksiny ity dia  tsy azo antoka sady tsy mahomby. Sakana lehibe amin’ny fisorohana ity aretina ity izany araka ny nambarany ihany. Ity karazana homamiadana ity no fahaefatra  mpiseho amin’ny vehivavy ary vehivavy 310. 000 eo ho eo no matiny isan-taona. Mety hiakatra ho 460. 000 izany tarehimarika izany hatramin’ny taona 2.040 raha toa ka tsy tomombana ny ezaka fisorohana. Anisan’ny fomba fisorohana voalohany ity aretina ity mantsy ny fanaovana ity vaksiny iray ity. Tsy anisan’ny vaksiny voatery atao ity vaksiny ity saingy entanin’izy ireo hanao azy ny tovovavy eo anelanelan’ny 11 sy 14 taona. Efa heverina koa ny hanitarana izany amin’ny ankizilahy any Frantsa. Mety mifindra amin’ny alalan’ny firaisana ara-nofo mantsy ny viriosy mahavoa ity homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza ity.

 

Natty

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo