Jejoo

Dans la même rubrique

Fonosana paoma amin’ny kanelina

15/02/2019

Akora ilaina · « Feuilles de pate à brik » 6 · Paoma lehibe 4 · Siramamy 150g · Vovoka kanelina 1 sk · Figues efa maina singany 2 · Raisins secs 2 sf · Rhum 2 sf · Amandes 50g · Gilasy misy hanitra yaourt sy kafe na sôkôla, araka izay tiana · Dibera 80g

 Lire la suite...

Hena endasina amin’ny mananasy

13/02/2019

Akora ilaina · Nofon-kena 500g (kisoa no tena tsara) · Tetika mananasy 5 · Tongolo gasy efa voatetika 1 · Tongolo maitso 1 efa notetehina · Tongolo be 1 efa voatetika · Poavrao mena 1 · Ranom-boasarimakirana 1 · Sakay (araka izay tiana) · Ravina laurier 1 · Crème fraiche 100g · Menaka 1 sf · Dibera 50g · Curry 2 sk · « bouillon » amin’ny hena 15 sl · Tavim-boanio 10sl · Vary 200g · Raisins secs 50g · Noix de cajou 50g · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Poara amin’ny sakamalao

11/02/2019

Akora ilaina · Poara 6 ( na araka ny isan’ny olona) · Siramamy 350g · Sakamalao “confits” 80g · Sôkôla 125g

 Lire la suite...

Paty amin’ny olatra sy atin-kena

07/02/2019

Akora ilaina · Paty miendrika lolo 1 fonosana – 500g · Atin-kena 250g · Olatra vaovao 300g · Divay 5sl · Crème fraiche 1 boaty – 125g · Noisettes efa miala ny hodiny 50g · Dibera 50g · Tongolo maitso tahony 3 · Menaka · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Laoka sy desera amin’ny voasarimakirana

06/02/2019

Mampihena no sady mampavitrika ny fihinanana ny voasarimakirana, ankoatra ireo tombontsoa maro be entiny ho an’ny fahasalamana. Ireto ireo nahandro mora karakaraina aminy

 Lire la suite...

Gilasy mora karakaraina no entina aminao sady tsy voatery hitady lasitra manokana fa izay boaty kelikely plastika ao an-trano dia efa afaka hanamboarana azy

04/02/2019

Gilasy amin’ny manga sy solila Akora ilaina · Manga 6 · Hanitra solila ½ sk · Voasarimakirana 1 · Vovoka sakay maina na kakaô (araka izay hitiavana azy )

 Lire la suite...

« Chou fleur à la parmesane »

31/01/2019

Akora ilaina · Chou fleur lehibe 1 · Atody 2 · Dibera 40g · Fraomazy 125g · Persily · Dipoavatra

 Lire la suite...

Sakafo

Trondro amin’ny labiera

08/02/2019

Akora ilaina · Trondro 500g · Tongolo be 3 · Persily ½ fehiny · Dibera 125g · Siramamy mena 1 sk · Sira sy dipoavatra · Vovo-trondro 1 sk · Labiera 35sl

 

 

 

Fikarakarana azy

1.      Karakaraina ny trondro dia tetehina

2.      Endasina miaraka amin’ny dibera ny tongolo efa voatetika manify

3.      Fafazana amin’ilay siramamy mena dia haroina tsara aloha vao arotsaka indray ny trondro

4.      Asiana persily efa voatetika  ilay vovo-trondro avy eo

5.      Tondrahina amin’ilay labiera dia saromana ary avela hiketrika eo ambony afo malefaka mandritra ny 15 minitra eo

6.      Esorina ny trondro rehefa tapitra io fe-potoana io dia ritraina kely ilay saosy.

7.      Rehefa izay dia atambatra ao anatiny ao ny dibera dia asiana sira sy dipoavatra

8.      Aroso miaraka amin’ny ovy nandrahoina tamin’ny evo-drano sy dibera mitokana amin’ny lovia na hanina miaraka amin’ny vary.

Rinahsoa

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo