Jejoo

Dans la même rubrique

Hividy « moto occasion » …

15/01/2019

Amin’izao vanim-potoana tena anjakan’ny fitohanan’ny fifamoivoizana izao indrindra no tena mahavonjy ny môtô. Ho an’ireo olona tsy manana fahefa-mividy ireo lafo sy vaovao, dia azo atao ny mividy môtô « occasion ». Ireto ny toerana misy mivarotra azy.

 Lire la suite...

Aiza no ahitana mpanampy an-trano ?

04/01/2019

· Agence Ambinintsoa etsy amin’ny tohatoham-baton’Ambondrona. Ny laharana 033 25 615 66 na 034 01 561 25 no antsoina.

 Lire la suite...

Hividy akanjo sy kojakoja ho an’ny faran’ny taona…

28/12/2018

Ho an’ireo manam-pikasana ny hivoaka mandritra ny faran’ny taona kanefa mbola tsy manana akanjo hanaovana amin’izany dia ireto atoro anao ireto ny ivon-toerana mivoha sy mivarotra kojakoja momba ny lamaody na akanjo, ilaina amin’izany ny faran’ny taona izany.

 Lire la suite...

Toerana fialam-boly ho an’ny ankizikely, amin’ny faran’ny herinandro

21/12/2018

Rehefa faran’ny herinandro tahaka izao dia betsaka ireo tia mivoaka kely sy mitondra ny kilonga hiala sasatra. Ho an’ireo mitady toerana azo handehanana amin’izany, dia ireto no azo haleha.

 Lire la suite...

Aiza no hitily diabeta ?

18/12/2018

Amin’ny alalan’ny fitiliana matetika ihany no hamantarana sy hanamarinana ny tahan’ny diabeta ao anaty. Ireto misy toerana azo haleha, raha hanao fitiliana diabeta.

 Lire la suite...

Aiza no misy mivarotra « casque moto » ?

14/12/2018

Tsy tokony atao ambanin-javatra mihitsy ny « casque » fanao eny ambony loha rehefa mitaingina môtô. Ireto toeram-pivarotana atoro anao manaraka ireto dia mivarotra izany. Manodidina ny 50.000Ariary, no miakatra ny saran’izany raha vaovao.

 Lire la suite...

Aiza no misy mivarotra « casque moto » ?

12/12/2018

Tsy tokony atao ambanin-javatra mihitsy ny « casque » fanao eny ambony loha rehefa mitaingina môtô. Ireto toeram-pivarotana atoro anao manaraka ireto dia mivarotra izany. Manodidina ny 50.000Ariary, no miakatra ny saran’izany raha vaovao.

 Lire la suite...

Service

Aiza no misy mivarotra akora fanaovam-bolo « curly » ?

11/01/2019

Malaza amin’izao fotoana ny fvolo mioringorina na “curly”. Azo tanterahina tahaka io avokoa ny volo rehetra saingy manam-bitana kokoa izay efa manana an’ity karazam-bolo ity. Ireto misy akora azo ampiasaina sy ny toerana mivarotra izany, hanovana ny volo ho lasa “curly”.

 

 

 

·         Gamme Cantu Curl : 25.000 Ariary, fihenam-bidy 30% ao amin’ny Kriss Shopp, Facebook.

·         Natur’l En Ligne Facebook : Mivarotra « gel » vahona, hitaizana ny volo « bouclés ». 15.000 Ariary ny iray.

·         Gamme Coconut hibiscus Shea moisture : 200.000 Ariary ao amin’ny Produit Curly Mada Facebook.

·         Serge Cosmetique etsy Besarety: Gamme complete 20.000 Ariary, misy “Shampooing Doux”, 500 ml ; “Après Shampooing format”, 500 ml; “Masque au coco”, 250 ml; “Crème” Ilosoa, 250 g.

·         Bigoudis Flexible : 10.000Ariary ny fonosana 10. Ho an’ireo mila mampiasa teknika hampisy “boucles” ny volo. Facebook : Iangotiana Rakotoniaina.

Nelly-Bri

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo