Jejoo

Dans la même rubrique

Trondron-dranomamy an’arivony no maty tao atsimon’i Aostralia

15/01/2019

Trondron-dranomamy efa an’arivony no maty tao amin’ny renirano ao atsimon’i Aostralia.

 Lire la suite...

Tovovavy arabo nitsoaka ny fianakaviany

15/01/2019

Tonga soa aman-tsara tany Canada ihany i Rahaf Mohammed al-Qunun, tovovavy iray avy Arabie Saoudite izay nandositra ireo havany.

 Lire la suite...

Niakatra avo 2 heny ny vehivavy frantsay matin’ny sigara tao anatin’ny 15 taona

15/01/2019

Raha ny tarehimarika navoakan’ny birao misahana ny fahasalamam-bahoaka any Frantsa dia nitombo avo roa heny ny tahan’ny vehivavy namoy ny ainy vokatry ny fifohana sigara raha oharina amin’ny tamin’ny 15 taona lasa.

 Lire la suite...

Maherin’ny 20 ireo maty vokatry ny fihetsiketsehana, any Soudan

15/01/2019

Tafakatra 20 mahery ny isan’ireo olona maty, araka ny tarehimarika navoakan’ireo tomponandraiki-panjakana any Soudan ny 10 janoary lasa teo.

 Lire la suite...

Namidiny ny voany mba hividianana finday

14/01/2019

Tovolahy iray antsoina hoe Xiao Wang, tera-tany sinoa, 17 taona, no nivarotra ny ila voany hividianana finday Iphone 4.

 Lire la suite...

Mpiasan’ny Huawei voasambotra tao Pologne

14/01/2019

Lehilahy poloney sy sinoa no voasambotry ny sampan-draharam-piarovana ny atitany ao Pologne omaly rehefa nahiana ho nanao asa fitsikilovana ho an’ny orinasa mpamokatra finday vita sinoa Huawei.

 Lire la suite...

Maherin’ny 20 ireo maty vokatry ny fihetsiketsehana, any Soudan

14/01/2019

Tafakatra 20 mahery ny isan’ireo olona maty, araka ny tarehimarika navoakan’ireo tomponandraiki-panjakana any Soudan ny 10 janoary lasa teo.

 Lire la suite...

Manerantany

Afaka mifandray avy hatrany amin’ny zanany, ireo vehivavy frantsay vao avy nodidiana

11/01/2019

Hopitaly iray ao Bordeaux Frantsa no mampiasa « réalité virtuelle » entina ampifandraisana ireo reny vao avy teraka nandalo fandidiana, amin’ilay zanany vao latsaka.

 

 Raha vao nodidiana mantsy ny reny dia matetika voatery misaraka amin’ilay zaza vao teraka mandritra ny ora maro. Izany indrindra no nahatonga ity hopitaly ity mampiasa ny “réalité virtuelle” ahafahan’ny reny mahita ny zanany mandritra izany fotoana izany. Mandritra ny fotoana hijanonan’ny reny ao amin’ny trano famelomanan’aina dia asiana fakan-tsary sy fandraisam-peo ao amin’ny efitrano misy ilay zaza ka alefa mivantana amin’ny fitaovana any amin’ny reniny ny horonan-tsary azo amin’izany. Mahatsapa fahabangana lehibe ny reny avy niatrika “césarienne”  raha iny vao afaka ao an-kibony iny ny zaza no sarahina aminy ka izay no nampitsiry ity hevitra ity tao amina dokotera iray. Hita avy hatrany fa mampitony kokoa ireo reny ny fahafahany manara-maso ireo zanany hatrany na dia tsy eo anilany aza.

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo