Jejoo

Dans la même rubrique

Ho azo atao ny manasitrana ny homamiadan’ny nono anatin’ny iray andro

28/02/2019

Mpitsabo maromaro tao amina hopitaly iray ao Frantsa no namorona fitaovana iray hahafahana manasitrana ny homamiadan’ny nono anatin’ny iray andro.

 Lire la suite...

Mety mitarika olana ara-tsaina ny fihinanana sakafo “fast-food”

28/02/2019

Navoakan’ny mpikaroka siantifika amerikanina avy ao amin’ny Oniversiten’ i Loma Linda fa misy hifandraisany ny fihinanana sakafo tsy voalanjalanja toy ny sakafo vidiana an-dalana ( ivelan’ny ao an-trano) sy ny aretin-tsaina.

 Lire la suite...

Notsatohany tamin’ny antsy ny vadiny, namono tena izy avy eo

28/02/2019

Lasa kamboty ray sy reny tsy sazoka noho ny hetraketraky ny ray aman-dreniny ny zazalahikely iray 9 taona monina ao Frantsa.

 Lire la suite...

Navelany tsy nisy rano sy sakafo tao an-trano nandritra ny herinandro ny zanany

28/02/2019

Voaheloky ny fitsaràna ao Rosia ho ninia namono an-janany i Maria Plenika, tovovavy 21 taona.

 Lire la suite...

Navelany tsy nisy rano sy sakafo tao an-trano nandritra ny herinandro ny zanany

27/02/2019

Voaheloky ny fitsaràna ao Rosia ho ninia namono an-janany i Maria Plenika, tovovavy 21 taona.

 Lire la suite...

Efa nisokatra ilay orinasa mpamokatra Nutella lehibe indrindra

27/02/2019

Nikatona nandritra ny andro maromaro ilay ozinina mpamokatra sôkôla amin’ny boaty Nutella, isan’ny lehibe indrindra eran-tany rehefa tsikaritra fa nisy tsy fahatomombanana ny vokatra navoakan’izy ireo.

 Lire la suite...

Zaza 9 taona, namono tena fa nobedesin-dreniny

27/02/2019

Nisafidy ny hamono tena ity tovovavy kely amerikanina iray, 9 taona rehefa nobedesin-dreniny vao maraina noho ny resaka aterineto sy finday.

 Lire la suite...

Manerantany

Nisara-panambadiana ilay lehilahy manankarena indrindra eran-tany

11/01/2019

Nisara-panambadiana ilay lehilahy manan-karena indrindra eran-tany, Jeff Bezos, tompon’ny orinasa Amazon.

 

 Tombanana any  amin’ny 137 miliara dolara any ny fananany, araka ny navoakan’ny gazety boky “Forbes”. Rehefa nanambara ny fisarahany tamin’ny vadiny, Mackenzie 48 taona nefa izy, ny alarobia lasa teo dia nanomboka mametra-panontaniana ny maro raha mbola izy ihany no mpanankarena indrindra maneran-tany. Hizara roa mantsy ny fananan’i Jeff Bezos, manaraka ny fifanarahana nataon’izy mivady mialohan’ny hivadian’izy ireo. Ho lasan’ny vadiny izany ny antsasaky ny fananany. Rehefa natao nefa aloha ny kaonty dia fantatra fa eo amin’ny 68,5 miliara eo sisa no fananan’ity mpandraharaha ity saingy mbola ho eo amin’ny laharana fahatelo na fahaefatra ao anatin’ireo olona manankarena indrindra eran-tany ihany izy, araka ny filaharana avoakan’ny gazety boky “Forbes”.

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo