Jejoo

Dans la même rubrique

Trondron-dranomamy an’arivony no maty tao atsimon’i Aostralia

15/01/2019

Trondron-dranomamy efa an’arivony no maty tao amin’ny renirano ao atsimon’i Aostralia.

 Lire la suite...

Tovovavy arabo nitsoaka ny fianakaviany

15/01/2019

Tonga soa aman-tsara tany Canada ihany i Rahaf Mohammed al-Qunun, tovovavy iray avy Arabie Saoudite izay nandositra ireo havany.

 Lire la suite...

Niakatra avo 2 heny ny vehivavy frantsay matin’ny sigara tao anatin’ny 15 taona

15/01/2019

Raha ny tarehimarika navoakan’ny birao misahana ny fahasalamam-bahoaka any Frantsa dia nitombo avo roa heny ny tahan’ny vehivavy namoy ny ainy vokatry ny fifohana sigara raha oharina amin’ny tamin’ny 15 taona lasa.

 Lire la suite...

Maherin’ny 20 ireo maty vokatry ny fihetsiketsehana, any Soudan

15/01/2019

Tafakatra 20 mahery ny isan’ireo olona maty, araka ny tarehimarika navoakan’ireo tomponandraiki-panjakana any Soudan ny 10 janoary lasa teo.

 Lire la suite...

Namidiny ny voany mba hividianana finday

14/01/2019

Tovolahy iray antsoina hoe Xiao Wang, tera-tany sinoa, 17 taona, no nivarotra ny ila voany hividianana finday Iphone 4.

 Lire la suite...

Mpiasan’ny Huawei voasambotra tao Pologne

14/01/2019

Lehilahy poloney sy sinoa no voasambotry ny sampan-draharam-piarovana ny atitany ao Pologne omaly rehefa nahiana ho nanao asa fitsikilovana ho an’ny orinasa mpamokatra finday vita sinoa Huawei.

 Lire la suite...

Maherin’ny 20 ireo maty vokatry ny fihetsiketsehana, any Soudan

14/01/2019

Tafakatra 20 mahery ny isan’ireo olona maty, araka ny tarehimarika navoakan’ireo tomponandraiki-panjakana any Soudan ny 10 janoary lasa teo.

 Lire la suite...

Manerantany

Ankizivavikely 10 taona nomena zava-mahadomelina, naolana ary novonoina

11/01/2019

Voaheloky ny fitsarana ao Etazonia higadra 20 taona an-tranomaizina ny mpitaiza zaza iray rehefa nahiahiana ho nanolana ny zaza nambenany.

 

 Raha nankalaza ny faha-10 taonany mantsy i Victoria Martens, dia nomena rongony, naolana ary nampijaliana mandrapahafaty azy, tao an-tranony. Samy nanatrika an’io zava-nitranga io avokoa na ny reniny, na ilay mpitaiza azy. Nambaran’ny mpitandro filaminana ao an-toerana fa nisy lehilahy iray hafa ahiahiana, anadahin’ilay mpitaiza zaza, ary araka ny fitiliana ny tarazo natao tamin’ny razana, dia mbola nisy lehilahy iray hafa ihany koa, izany hoe 4 izy ireo no heverina ho iray tsikombakomba. Niaiky ny helony moa ilay mpitaiza sy ny reniny. Efa notanan’ny pôlisy ihany koa ilay anadahin’ity mpitaiza ity saingy mbola tsy nilaza raha niray tsikombakomba tamin’ny raharaha. Mbola karohana kosa, amin’izao fotoana, ilay lehilahy fahaefatra.

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo