Jejoo

Dans la même rubrique

Il existe deux sortes de douleur : celle qui te fait mal et celle qui te change

31/05/2019

Tsy ilaozan’olana izao fiainana iainantsika izao. Tsy ilaozana sedra sy fitsapana isan-karazany ihany koa, izay indraindray tena mahaketraka tanteraka :

 Lire la suite...

« Chaque être humain est auteur de sa propre santé » Bouddha

28/05/2019

Ny fahasalamana no isan’ny harena lehibe indrindra ho antsika olombelona. Rehefa tsy misy io fahasalamana io dia tsy misy fiany ny fiainana,

 Lire la suite...

« Il n’est pas nécessaire d’éteindre la lumière de l’autre pour que brille la nôtre » Gandhi

21/05/2019

Fampianarana lehibe ho antsika olombelona mihitsy ity ampitain’i Ghandi amin’ny alalan’ny fehezanteny tsotra ity.

 Lire la suite...

« On blâme aisément les défauts des autres, mais on corrige rarement les siens » François de la Rochefoucauld

20/05/2019

Toetra voajanaharintsika olombelona ny tia manamari-tena. Ny hafa foana no diso, ny hafa foana no manao ny tsy mety ary hay ery ny miady hevitra hanadiovan-tena rehefa sendra ny tsy nety izay.

 Lire la suite...

Le matin, tu peux rester couché pour poursuivre ton rêve ou te lever pour le réaliser

17/05/2019

Iza amintsika olombelona moa no tsy mba manonofy ? Iza amintsika no tsy mba mikasa ny handeha lavitra kokoa, hiakatra ambony kokoa, hahavita ny tsaratsara kokoa ? Mila finiavana anefa ny fanatrarana izany tanjona izany, fa tsy vitan’ny manonofy fotsiny.

 Lire la suite...

« On blâme aisément les défauts des autres, mais on corrige rarement les siens » François de la Rochefoucauld

16/05/2019

Toetra voajanaharintsika olombelona ny tia manamari-tena. Ny hafa foana no diso, ny hafa foana no manao ny tsy mety ary hay ery ny miady hevitra hanadiovan-tena rehefa sendra ny tsy nety izay.

 Lire la suite...

« Puisqu’on ne peut changer la direction du vent, il faut apprendre à orienter les voiles » James Dean

14/05/2019

Betsaka ny zavatra miseho na mitranga amin’ny fiainana no tsy azo atao na inona na inona, milatsaka tampoka tsy mampilaza izy ireny matetika ary mety mahakasika zavatra maro amin’ny fiainana : asa, fitiavana, …

 Lire la suite...

Citation

Il n'y a point de vieille femme. Toute, à tout âge, si elle aime et si elle est bonne, donne à l'homme le moment de l'infini. (J. Michelet)

11/01/2019

Samy malain-ko antitra avokoa ny ankamaroan’ny olona. Mampatahotra ny manatona ny fahanterana, satria toa midika ihany koa izany fa mananontanona Rafahafatesana.

 

 Mihaosa, mihamipoitra ireo mariky ny fahalovana rehetra, toy ny kentrona, mahatsiaro tena ho tsy tsara tarehy intsony, efa tapitra ny fiainana… Tsia anefa ! Rehefa mbola velona sy mbola manam-pofon’aina ny vehivavy dia afaka mitondra hafaliana sy hasambarana ho an’ny manodidina azy foana. Ny taona no miova, ny hery no mety mihena, fa ny traikefa mitombo, ny fahalalana dia betsaka kokoa. Tombony be dia be izany, izay tsy ananan’ny tanora fanahy. Tsy ny endrika amam-bika ivelany ihany mantsy no mahafinaritra eny amin’ny vehivavy sy azo hitiavana azy. Zava-mandalo fotsiny aza izany, fa ny ao anaty : ny toetra, ny fahalalana, ireo rehetra nangonina nandritra ny fotana nahavelomana dia mambabo amin’ny fotoana maharitra. Aza adino ireo tombony anananao ireo ! Ary raha sendra mandalo fahakiviana sy tahotra noho ny fandroson’ny taona, dia tadidio am-pitsikiana ity teny ity : 20 taona foana isika, fa traikefa fotsiny ny taona fanampiny rehetra!

 

Ravaka R.

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo