Jejoo

Dans la même rubrique

Voanjo hatao laoka sy desera

17/06/2019

Sakafo mitondra hafanana rehefa ririnina ny voanjo no sady tena mety ho an’ny Reny mitoe-jaza sy ny ankizy . Handeha hijery sakafo mora karakaraina miaraka aminy mba hahafahana mihinana sakafo miovaova.

 Lire la suite...

Krepy tsy misy atody sy ronono

13/06/2019

Azo atao tsara ny manamboatra krepy tsy misy atody sy ronono, indrindra ho an’ireo izay tsy mahazaka ireo akora roa ireo.

 Lire la suite...

Glace aux fruits secs

07/06/2019

Akora ilaina · Tamenak’atody 4 · Tapotsin’atody 4 · Crème liquide 40sl · Mascarpone 100g · Siramamy misy hanitra lavanila 80g · Voankazo confit 500g ( izay tiana) · Voanjo 100g · Amandes 150g · Raisins secs 50g

 Lire la suite...

Samosa hena sy fraomazy

06/06/2019

Akora ilaina ( 20 isa) · Toton-kena 700g · Menaka 1 sf · Sakamalao efa voakiky 1 sf · Sira araka izay tiana · Carry · Tongolo gasy efa voakiky ½ sk · Tongolo maitso 1 sf na solila · Fonona samosa 20 isa · Fraomazy mafy 250g efa notetehina efamira somary lehibe

 Lire la suite...

Akora 2 sy 3 monja, hahazoana sakafo mafilotra

03/06/2019

Rehefa hikarakara sakafo maimaika iny nefa tsy dia manam-bola dia zava-dehibe ny fahafantarana ireo nahandro mora karakaraina nefa tsy mila akora be dia be akory. Isan’izany ireto ho entina aminao ireto :

 Lire la suite...

Trondro amin’ny legioma

31/05/2019

Akora ilaina · Trondro 1.5 kg · Fenouil na celeri · Vomanga 700g · Navets 4 · Tongolo be 2 · Tongolo gasy 2 · Voasarimakirana nalona sira · Oliva maitso 100g · Menaka oliva 6 sk · Kotomila tahony 1 kelikely

 Lire la suite...

Nid de pate

24/05/2019

Tsy voatery hanina amin’izao foana ny paty fa afaka endasina ihany koa. Ity nahandro ity izao dia maneho izay fomba fandrosoana hafa ho an’ny paty izay; hatao fanokafam-bavony na ody am-bava-fo

 Lire la suite...

Sakafo

Hena baolina amin’ny mananasy

11/01/2019

Akora ilaina · Toton-kenan’omby 600g · Poavrao maitso 1 · Poavrao mena 1 · Mananasy 1 · Atody 2 · Voatabia efa nopotserina 1 boaty · Tongolo 1 · Tongolo gasy hasiny 2 · Lafarinina 3 sf · Sakay sy Paprika

 

 

 

Fikarakarana azy

1.      Afangaro amin’ny toton-kena ny antsasaky ny tongolo efa notetehina madinika, ny atody, ny lafarinina.

2.      Asiana sakay sy paprika kely ny hena dia ampiana sira sy dipoavatra ihany koa.

3.      Afangaro tsara

4.      Hafanaina ny menaka dia endasina mba hahazo loko ny tongolo ambiny, efa notetehina.

5.      Atambatra miaraka aminy ao ny poavrao sy ny tongolo gasy efa notetehina madinika ihany koa

6.      Rehefa mahazo loko tsara ireo vao arotsaka ny voatabia, ny paprika sy ny tantely

7.      Asiana rano 10 sl eo

8.      Avela hangotraka mandritra ny 15 minitra eo fa tsy saronana

9.      Aorian’izay dia arotsaka ny mananasy efa notetehina efamira dia avela hiketrika indray

10.  Volavolaina ho boribory ny toton-kena

11.  Hafanaina ny menaka ary endasina ireo, rehefa vita

12.  Aroso miaraka amin’ny vary mitsiratsiraka tsara

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo