Jejoo

Dans la même rubrique

ZOMA

15/03/2019

La City Ivandry : TalkShow miaraka amin’ny tarika ‘Zay manomboka amin’ny 6ora sy sasany hariva Paf: maimaim-poana

 Lire la suite...

Fikambanana Clair de Lune Madagascar : Hampianatra momba ny fampivoarana ny tena

08/03/2019

« Vehivavy mihary, antoky ny fahombiazana », io no loha-hevitra entin’ny fikambanana « Clair de Lune » manamarika ny andron’ny vehivavy anio 08 Martsa.

 Lire la suite...

Ialy et Iris Boutique : Mihena 40% avokoa ny vidin’ny akanjo rehetra anio

08/03/2019

Hanome fihenam-bidy 40% amin’ny akanjo rehetra amidiny ny Ialy et Iris Boutique anio tontolo andro.

 Lire la suite...

MAJOREL AMBATONAKANGA Hanome toro-hevitra maimaim-poana momba ny fikoloana tarehy anio sy rahampitso

08/03/2019

Hamalifaly manokana ny vehivavy sy ny Renim-pianakaviana ny Majorel etsy Ambatonakanga anio zoma 08 Martsa hankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny vehivavy sy rahampitso Sabotsy.

 Lire la suite...

Maybelline Madagascar Hanolotra fihenam-bidy, relooking sy lalao hahazoana vokatra vaovao

08/03/2019

Hanome tolotra manokana ho an’ny vehivavy ny Maybelline anio noho ny fahatongavan’ny datin’ny 08 Martsa.

 Lire la suite...

Lokomena, « maquillage », ranomanitra « authentique » avy ao Frantsa, amin’ny vidiny mora be

08/03/2019

Manomboka amin’ity anio ity, hatramin’ny faran’ny volana martsa izao dia hisy fihenam-body goavana avokoa ireo akora fikoloana endrika sy bika ho an’ny vehivavy ao amin’ny botika Cosmechic Mada.

 Lire la suite...

ZOMA

22/02/2019

Le Glacier Analakely : Jazz MMc manomboka amin’ny 9 ora alina Suite 101 Antaninarenina : Gatsby Party manomboka amin’ny 9 ora alina

 Lire la suite...

Bon plan

ZOMA

11/01/2019

Jao’s Pub Ambohipo : Gasy Connexion miaraka amin’i Tcharie Cynthia, Arione Joy, Waza Gyal manomboka amin’ny 9 ora alina

 

Le Glacier Analakely : Jean Aimé manomboka amin’ny 9 ora alina

Bonara Be 67ha : Lico Kininike sy Black Nadia manomboka amin’ny 9 ora alina

Piment Café Behoririka: Silo sy Bekoto manomboka amin’ny 9 ora alina

SABOTSY

Fara West Faravohitra : Funk sy RnB ary Latino miaraka amin’i Bim sy Tommy Ratefy manomboka amin’ny 8 ora alina

No Comment Bar Isoraka : Mc Tiganagar manomboka amin’ny 9 ora alina

ALAHADY

Ekar Tanjombato : Isika Izao miaraka amin’ny antokom-pihira Ekar Md Filipo sy Zaka Tanjombato. Nasaina manokana Docteur Tina 2hy, LFt sy Kintan’ny ranomasina

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo