Jejoo

Dans la mÍme rubrique

Ireo ę jus naturel Ľ mahasolo fanafody!

17/07/2019

Fotoana fahavokaraníny voankazo eto amintsika aminíizao ary ahitana karazany maro mihitsy eny an-tsena eny.

 Lire la suite...

LUDGER Mety ho lasa barea kely Öaraho ny tantarany

16/07/2019

Zazalahy kely mpatory an-dalana eto an-drenivohitra i Ludger kely na i Dzť sy ny Reniny. Tsy manana trano izy mianaka ireo fa matory eny rehetra eny no sady tsy manana vilany fandrahoana sakafo ihany koa fa mahandro aminíny kapoaka.

 Lire la suite...

Ireo vehivavy, tanjaky ny BAREA

15/07/2019

Ankavitsiana no nahafantatra ireo mpilalaoníny Barea nialoha ny nandraisaníizy ireo anjara taminíny Lalao CAN 2019.

 Lire la suite...

Hiara-hirona hitsena ny BAREA isika anio !

13/07/2019

Nahatoky sy nino hatraminíny farany na ireo mpilalao na ny Malagasy fa handrombaka ny amboara aminíny fiadiana ny CAN 2019 ny Barea. Nifarana teo aminíny ampahefa-dalana nefa ny dianíizy ireo tao anatiníny fifaninanana, taminíny nandreseníny Tonizia antsika taminíny isa 3 no 0 ka ireto farany no tafiakatra any aminíny dingana manasa-dalana.

 Lire la suite...

Suzanna : Naolana sy novonoiníny vadiny saro-piaro

12/07/2019

Niakatra fitsarana taminíity herinandro ity tao Alemana ny raim-pianakaviana iray izay voampanga ho nampijaly, nanolana ary namono am-badiny noho ny resaka hasarotam-piaro sy fanaovana tsindry hazolena.

 Lire la suite...

Anosizato : Tratra ilay mpanolana bevohoka

11/07/2019

Tratra ny iray taminíireo jiolahy telo nanendaka mpivady kely tratra alina handeha hody. Lasaníireo jiolahy taminíizany ny firavaka sy ny vola rehetra tany aminíizy mivady.

 Lire la suite...

Adrien Melvin : Tiantsika ery!

10/07/2019

Isaníireo mpilalao baolina kitra malaza ao anatiníny BAREA ihany koa i Melvin Adrien. Mpiandry harato izy ary saika hikoizaníny tovovavy Malagasy ny hatsaraníny endriny sy ny bikany.

 Lire la suite...

Boisson

Ranona vahona + letisia : Misoroka aretiníaty !

09/01/2019

Tena mahasalama izany ny zava-pisotro vita aminíny vahona. Tsara ho aníny aty izy ity, misoroka izay aretina mety hahazo azy, miady aminíny fitohanana ihany koa ary manadio ny hoditra. Indro ny zava-pisotro vita aminíny vahona izay mora karakaraina sady tena mahasalama.

 

 

Akora ilaina

·         Rano 30 sl

·         Ranona letsia 15 sl

·         Dintina vahona 50g

·         Voasarimakirana maitso 1

 

Fikarakarana

Ø  Rehefa madio tsara ny vahona dia  zaraina manaraka ny halavany.

Ø  Atsangana ao anaty vera misy rano mandritra ny minitra vitsy izany.

Ø  Rehefa izay dia averina kobanina indray ary esorina ilay tsilo amin’ny sisiny ary esorina koa ny hodiny.

Ø  Rehefa afaka ny hoditry ny vahona dia kobanina indray izay dintiny azo eo ary potehina amin’ny “mixeur”.

Ø  Aorian’izay dia alefa ao anaty tavoahangy ilay dintina vahona ary araraka ao ihany koa ny ranom-boasarimakirana, ny ranona letisia ary ny rano.

Ø  Ahontsakontsana mba hifangaro tsara.

Ø  Tehirizina ao anatin’ny vata fampangatsiahana ary sotroina ao anatin’ny 2 andro.

Ireo voka-tsoa

·         Betsaka dia betsaka ny rano ao anatin’ny vahona. Manampy ireo olona izay sendran’ny tsy fahampian-drano ny vahona araka izany. Tena tsara ho an’ireo mpanao fanatanjahantena ihany koa izy ity satria mamerina ao anatin’ny fotoana fohy ny rano very noho ny hatsembohana be loatra.

·         Mahasalama ny aty ihany koa ny vahona. Miasa bebe kokoa mantsy ny aty rehefa ampy rano sy sakafo tsara ny vatana.

·         Manampy be dia be an’ireo mitohana ihany koa ny zava-pisotro vita amin’ny vahona satria vokatry ny tsy fahampian’ny rano ao anatin’ny vatana no mahatonga azy io. Araka ny efa voalaza teo anefa dia mamerina haingana ny rano ao anatin”ny vatana ny vahona.

·         Manadio ny hoditra ny zava-pisotro vita amin’ny vahona. Miady amin’ny mikraoba izay mahatonga ny mony sy aretin-koditra isan-karazany mantsy izy ity.

Meva

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo