Jejoo

Dans la même rubrique

Mpiandry manokan’ireo olo-malaza : “sady taviny no volony” araka ilay fiteny

04/03/2019

Manana mpiandry manokana avokoa ireo olo-malaza noho izy ireo be mpanaraka ary indraindray dia maratra mihitsy vokatry ny fifanosehan’ireo mpankafy na ny herisetra ataon’ireto farany.

 Lire la suite...

1. Tao anaty fandaharana maraina amina fahitalavitra frantsay iray no nametra-panontaniana ilay mpanentana Matthieu Delormeau.

27/02/2019

Raha toa ka azo sary miaraka amina vehivavy hafa ankoatra an’i Brigitte Macron dia mety ohatrinona no ho saran’izany?

 Lire la suite...

Mitentina 185 tapitrisa dolara: Lovan’ilay sakan’i Karl Lagerfeld

25/02/2019

Taorian’ny nahafatesan’ity mpamorona teratany alemana Karl Lagerfeld ity dia naha be resaka ny lova izay napetrany ho an’ilay sakany, “choupette”.

 Lire la suite...

Ireo zanak’olo-malaza andrasana fatratra amin’ity taona 2019 ity

21/02/2019

Isan’ireo zaza nandrasana tamin’iny taona 2018 iny ny zanak’i Eva Longoria izay niteraka voalohany teo amin’ny faha-43 taonany.

 Lire la suite...

Nodimandry i Karl Lagerfeld, ilay amperoran’ny marika “Chanel”

20/02/2019

Nodimandry ny talata 19 febroary, teo amin’ny faha-85 taonany ilay mpamorona, Karl Lagerfeld. Efa narary herinandro vitsy izay ity mpamorona ity ary voalohany teo amin’ny fiainany no tsy nanatrehany filatroana nokarakarain’ny “Chanel”, ny 22 janoary lasa teo.

 Lire la suite...

Toa ny ahoana ny lehilahy manintona an’i Taylor Swift, JLo…?

19/02/2019

Tsy mifidy taona, bika aman’endrika na firazanana ny fitiavana fa rehefa hitia olona iray dia fanontaniana voalohany mipetraka ihany ny endrika sy ny toetoetry ny olona mety hanintona. Mba toa ny ahoana ary ireo lehilahy na vehivavy manintona ny olo-malaza ?

 Lire la suite...

Ireo fiakanjo nanamarika ny “Grammy Awards 2019”

13/02/2019

Notanterahina ny 10 febroary lasa teo tao Staples Center ao Los Angeles ilay hetsika Grammy Awards, fanolorana amboara ho an’ireo olo-malaza mendrika izany.

 Lire la suite...

People

Ireo mariazy nanamarika iny taona 2018 iny

08/01/2019

Maro ireo olo-malaza no nanapa-kevitra ny hanao dingana lehibe tamin’iny taona 2018 iny. Isan’ireny ry Justin Bieber sy Hailey Baldwin, ry Vanessa Paradis sy Samuel Benchretit. Ireto kosa nefa ireo tena nanamarika ary isan’ny tsara indrindra tamin’izy ireo.

 

 

 

1.       Ny mariazin’i Vincent Cassel sy Tina Kunakey

2.       Ny an’i Meghane Markle sy ny printsy Harry

3.       Ny an’i Priyanka Chopra sy Nick Jonas

4.       Ary ny an’i Miley Cyrus sy Liam Hemsworth izay efa nampihotakotaka ny maro mihitsy ny amin’ny mety hahatanterahiny na tsia ka izao vita soa aman-tsara izao

Rinahsoa

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo