Jejoo

Dans la m麥e rubrique

1. Niala tsy ho ao anatin地y tarika Mage4 intsony, nanomboka omaly maraina, i David痴 Andriambololona izay mpitendry gitara faharoa ao amin地y tarika.

15/01/2019

Nanome fanazavana ny amin地y antony tsy nahitana azy niakatra an-tsehatra intsony, efa fotoana vitsy, niaraka tamin地y tarika i David痴 Andriambololona tao anatin地y kaontiny Facebook.

 Lire la suite...

Ireo mpifankatia tsy nifankafoy, hatrany anaty horonan-tsary

14/01/2019

Mifankatia na efa nifankatia ireto mpilalao sarimihetsika ireto. Rehefa nandray anjara tamina andian-tantara anefa ny iray tamin段zy ireo dia nanasa io olon-tiany io mba hiara-hilalao taminy ihany koa.

 Lire la suite...

10 taona taty aorian地y nahafatesan段 Michael Jackson dia mbola manenjika azy foana ny fanodinkodinana zaza

11/01/2019

1. tsy ampy taona niampangana azy hatramin地y fahavelony. Nanambara mantsy ny ォ Festival de Sundance サ fa hisy ny horonan-tsary fanadihadiana mitondra ny lohateny hoe ォ Leaving Neverland サ

 Lire la suite...

Ireo fiakanjo tena niavaka nandritra ny Golden Globes 2019

10/01/2019

Ny 敵olden Globes no lanonana voalohany natrehin段reo olo-malaza tamin段ty taona ity.

 Lire la suite...

1. Efa tsy tokan-tena intsony amin段zao fotoana ilay mpilalao sarimihetsika, Jim Carrey.

09/01/2019

Nandritra ilay lanonana Showtime Golden Globes Nominees Celebration notanterahina tao Hollywood mantsy dia niaraka tamin段 Ginger Gonzaga izy.

 Lire la suite...

Ireo mariazy nanamarika iny taona 2018 iny

08/01/2019

Maro ireo olo-malaza no nanapa-kevitra ny hanao dingana lehibe tamin段ny taona 2018 iny. Isan段reny ry Justin Bieber sy Hailey Baldwin, ry Vanessa Paradis sy Samuel Benchretit. Ireto kosa nefa ireo tena nanamarika ary isan地y tsara indrindra tamin段zy ireo.

 Lire la suite...

Fisarahana, fahafatesana, fahasoavana.. ireo nanamarika ny taona 2018

04/01/2019

Andeha ho tsiahivina kely, ao anatin段reto sary ireto, ny tena nanamarika ny tontolon地y fiainan段reo olo-malaza tamin段ny taona 2018 iny. Na ny fahasoavana na ny fahoriana dia betsaka ireo zava-nitranga nampihetsi-po.

 Lire la suite...

People

Ireo fandaniam-bola mahavariana ataon段reo olo-malaza

07/01/2019

Efa fantatra fa mampidi-bola ho an段reo mpanakanto sy olo-malaza any ivelany ny asa ataon段zy ireo. Manara-po ko aizy ireo, amin段zany, amin地y fanaovana sitra-po sy fandaniana izay eo an-tanana.

 

 

 

1.      Ho an’i Johnny Depp izao dia manana sambo izy, ireny antsoina hoe “Yacht” ireny, izay mitentina 18 tapitrisa dolara, manana nosy azy manokana novidiany 3;6 tapitrisa dolara ary mitentina 450.000 dolara ny karaman’ireo olona miasa ao aminy miisa 40.

2.      Fanomezana tena lafo vidy no natolotr’i Tom Cruise ho an’i Katie Holmes, taorian’ny mariazin’izy ireo. Fiaramanidina kely mitentina 20 tapitrisa dolara no nomeny azy.

3.      Na dia efa miliaridera aza i James Packer, ilay olon-tian’i Mariah Carey teo aloha dia tena tsy zakany ihany ny sitra-pon’ity mpanakanto ity. Rehefa nangatahiny hipetraka any Los Angeles mantsy i Mariah Carey dia nitaky 50 tapitrisa dolara taminy, ankoatra ny fahafahany mipetraka amina “villa” kely iray. Ny vola laniny isam-bolana amin’ny voninkazo nefa  mahatratra 100.000 dolara, 45.000 dolara ny laniny amin’ny fikarakarana ireo alikany ary 1 tapitrisa dolara kosa ny fikoloana sy karaman’ireo mpiasa ao amin’ilay sambony.

4.      Na dia efa banky rompitra aza i Nicolas Cage dia mbola afaka nividy nosy kely iray mitentina 7 tapitrisa dolara, sambo nahatratra 20 tapitrisa dolara ary karandoana dinaozôro nitentina 270.000 dolara.

5.      Ho an’i Beckham mivady, izay efa mandray mihoatra ny 800 tapitrisa dolara isan-taona dia manara-po amin’ny fanatanterahina ny zavatra tiany, izy roa. Manangona izay kanto (sary hosodoko, sary sikotra, tsangan’olona..) misy ifandraisany amin’ny fitiavana mantsy izy ireo. Efa mahatratra 3 tapitrisa dolara mahery amin’izao fotoana ny sandan’ireo zava-kanto voaangon’izy roa ireo.

Rinahsoa

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo