Jejoo

Dans la même rubrique

Mamerina amin’ny laoniny ny hoditra miroraka

16/07/2019

Aorian’ny vohoka dia mety hivaha ny fizozoran’ny hoditra, na ny an’ny hodi-tava izany na ny an’ny vatana.

 Lire la suite...

Fomba iray afaka amonoana moka

15/07/2019

Zavatra ilaina: Ø Rano mafana 200 ml Ø Siramamy 50g(maty foana na fotsy na mena) Ø Levure boulangerie 1 g Ø Tavoahangy(plastika) Ø Sotro

 Lire la suite...

Mamotsy nify amin’ny hoditr’akondro

13/07/2019

Zavatra ilaina Ø Borosy nify Ø Dentifrice Ø Hoditra akondro

 Lire la suite...

Fanalana ny fofona amin’ny kiraro

12/07/2019

Zavatra ilaina: Sira Ny zavatra atao: 1. Fafazo vaingan-tsira ao anatin’ny kiraro. 2. Avelao hijanona ao mandritra ny alina tontolo. 3. Esory ao anatin’ilay kiraro ilay sira ny ampitson’iny dia ho hitanao fa iala ilay fofona.

 Lire la suite...

WRAP akoho sy legioma by Mihanta

10/07/2019

Akora ilaina Tortillas (any amin’ny tsena lehibe) 4 Nofon-kenan’akoho (blanc de poulet) efa masaka didiny 4 Fraomazy malemy (Vache qui rit na Carré frais …) 120 g Karaoty voakiky 50g Kaokaombra ¼ Ravin-tsalady Saosy vinaingitra 5 santilitatra Sira

 Lire la suite...

Kiraro tery, tsembon-tongotra… paika 5 manavotra

09/07/2019

Kojakoja manandanja amintsika vehivavy ny kiraro, satria mamoaka ny hatsaran’ny paozy sy ny akanjo. Indraindray anefa izy ireny manahirana sady mampijaly antsika. Ireto misy vahaolana vitsivitsy mety hanavotra :

 Lire la suite...

Zazakely voan’ny sery, tsentsina ny orony… izao atao Ny atao:

05/07/2019

Ø Potserina ny hasina tongolo gasy 2 na 3. Ø Arotsaka anaty rano mangotraka iray tasy. Ø Omena ny zaza tsikelikely mandra-pisindan’ilay tsentsina amin’ny orona.

 Lire la suite...

Astuces

Maso ditsoka… andramo ity

07/01/2019

Manindrona, manitikitika, manelingelina ny maso rehefa ditsoka. Marihina fa tsy azo kosehina mihitsy ny maso raha sendra ditsoka. Raha tsy misy mandaitra mihitsy ireo fomba fanalana izany dia andramo ity fomba iray ity.

 

 

 

Ny atao :

·         Maka silaka mofo ary lomana anaty ronono.

·         Rehefa vonton’ny ronono ilay mofo dia apetapetaka eo ambonin’ny hodi-maso mikipy izany.

·         Avela eo mandritra ny minitra vitsy izany ka rehefa miiratra dia ho afaka ho azy ilay vovoka nanditsoka.

·         Azo atao ihany koa ny manolo ilay silaka mofo amin’ny fonosana dite fanao “infusion”.

Meva

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo