Jejoo

Dans la même rubrique

Ireo fambaran’aretina avy amin’ny firaisana ara-nofo…

10/01/2019

Aretina azo avy amin’ny firaisana ara-nofo ny M.S.T raha atao bango tokana. Misy amintsika anefa no tsy mahafantatra mazava tsara ireo fambara tokony ahiahiana fa tratran’io aretina io ny vehivavy iray. Ireto ny tsara ho fantatra.

 Lire la suite...

Voankazo sy legioma, mahavoan’ny homamiadana raha tsy voasasa tsara !

04/01/2019

Tsy ny loto ihany no mankarary fa ny fanafody famonoana bibikely amin’ny voankazo na legioma hanina manta ihany koa.

 Lire la suite...

Inona marina no atao hoe : zaza voaloboka ?

03/01/2019

Tranga mety hiseho amin’ny vohoka rehetra ny zaza voaloboka. Tsy fahalavorarian’ny tarazo no mahatonga azy, amin’ny ankapobeny.

 Lire la suite...

« Maillot de bain » lena, mahatonga aretin’ny fivaviana

03/01/2019

Mety hitarika olana amin’ny taovam-pananahana ny fanaovana « maillot de bain » mando ela loatra. Tafiditra ao anatin’izany ny “mycose” sy ny fivaivain’ny hoditra sns. Ho an’ireo mikasa ny hiala sasatra any amorontsiraka, tandremo ny manao “maillot de bain” lena maharitra !

 Lire la suite...

Pilina tsy maha-bevohoka : Azo antoka tokoa ve ?

03/01/2019

Karazana fanafody fihinanana, natao hisoroka ny fihaonan’ny tsirinaina lahy sy ny tsirinaina vavy, ao anatin’ny 72 ora, ny « pillule du lendemain ». Toy ireny fanafody fanabeazana aizana ireny ihany, mifototra amin’ny tsiry mpanentana ny fomba fiasan’ny « pillule du lendemain ». « Oestro-progestatif » no betsaka ao anatiny. Fa azo antoka ve izy ity ?

 Lire la suite...

Miray ara-nofo mandritra ny fadimbolana, manimba ny fahasalamana ve ?

03/01/2019

Misy vehivavy sasany, rehefa tonga fadimbolana no tena miakatra ny filàny hiray ara-nofo. Voatery mamehy ny filàny anefa izy irney, satria matahotra sao tsy azo atao ny miray ara-nofo rehefa tonga fadimbolana. Fa tsy atahorana hisy fiantraikany amin’ny fahasalamana tokoa ve ny miray ara-nofo tonga fotoana ?

 Lire la suite...

Mora marary fo tokoa ve ny vehivavy ?

27/12/2018

Ranomaso mora miroraka, « spasmes », safo-dava… maro ireo toe-javatra miseho, indrindra moa fa amin’ny vehivavy no lazaintsika fa misy ifandraisany amin’ny aretim-po. Misy ifandraisan’ny aretim-po marina ve nefa izy ireny ?

 Lire la suite...

Santé

Akoho nasiana sesika legioma

28/12/2018

Akora ilaina · Akoho lehibe 1 · Karaoty 4 · Tongolo 4 · Voatabia 6 · Sakay · Dipoavatra sys ira · Poavrao · Poarao · Selery · Persily · Rano · Tongolo gasy · Haricot vert · Menaka

 

 

 

Fikarakarana azy

1.      Diovina tsara ny akoho ary esorina ny ao anatiny

2.      Totoina ny tongolo gasy, ny sakay sy ny tongolo be.

3.      Atambatra miaraka aminy ny menaka dia zaraina telo ireo

4.      Arotsaka ao anaty lovia jobo lehibe ny akoho dia asiana amin’ilay hanitra iray voalohany dia asiana sira

5.      Avela hipetraka mandritra ny ora iray

6.      Tetehina efamira madinika ny tongolo, voatabia, karaoty sy haricot verts.

7.      Tetehina manify ihany koa ny tongolo gasy, poavrao, persily sy selery.

8.      Afangaro ao anaty lovia ireo

9.      Tapitra ny ora roa dia asisika ao anatin’ny akoho ireo legioma sy fangaro voaomana ireo

10.  Fonosana “papier alu” ny akoho dia ampidirina ao anaty lafaoro

11.  Andrahoina eo amin’ny hafanana 175°C mandritra ny 20 minitra eo ho eo

12.  Tapitra ny 20 minitra dia avoaka ary hosorana ilay hanitra nafangaro faharoa indray

13.  Fonosana ilay “papier alu” indray ary averina ampidirina ao anaty lafaoro amin’ny hafanana 125°c mandritra ny 20 minitra

14.  Tapitra indray ny 20 minitra dia jerena raha efa masaka sy mendy. Raha toa ka tsy mbola mendy dia hosorana amin’ilay hanitra fahatelo efa natokana. Fonosana ilay « papier alu » ary averina ao anaty lafaoro mandritra ny 10 minitra indray

15.  Rehefa masaka dia aroso miaraka amin’ny ovy nendasina

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo