Jejoo

Dans la même rubrique

Ireo « bon plan » hamalifaliana an’i Neny Plan resto :

24/05/2019

Alahady 26 Mey · Buffet fête des mères au « Ile Rouge », Carlton Madagascar : Misy loka maro ho zaraina ho an’ireo reny mandray anjara amin’ny hira Paf : 80.000Ar (lehibe) . Manomboka amin’ny 12 ora antoandro

 Lire la suite...

ZOMA

10/05/2019

Is’Art Galerie Ampasanimalo : Jah Roots manomboka amin’ny 7 ora hariva Karibotel Twenty Six Analakely : Tarika Irambilanja manomboka amin’ny 9 ora alina

 Lire la suite...

ZOMA

03/05/2019

AFT Antananarivo : Seho miaraka amin’i Mirhay hanolotra an’ilay raki-kira Tany Masina manomboka amin’ny 7 ora hariva

 Lire la suite...

ZOMA

05/04/2019

IFM Analakely : Arison Vonjy hitondra ilay raki-kira “gasy Tsara” manomboka amin’ny 7 ora hariva

 Lire la suite...

ALAKAMISY

28/03/2019

La City Ivandry : After Work Jazzy miaraka amin’i Weaver sy Sity Rakoto manomboka amin’ny 7 ora hariva No Comment Bar Isoraka: Salala manomboka amin’ny 8 ora alina

 Lire la suite...

ZOMA

22/03/2019

Le Green Andraharo : Samoela manomboka amin’ny 7 ora sy sasany hariva Paf : 30.000Ar Is’Art Galerie Ampasanimalo : Archi-Teck manomboka amin’ny 7 ora hariva Paf : maimaim-poana

 Lire la suite...

ZOMA

15/03/2019

La City Ivandry : TalkShow miaraka amin’ny tarika ‘Zay manomboka amin’ny 6ora sy sasany hariva Paf: maimaim-poana

 Lire la suite...

Bon plan

ZOMA

28/12/2018

Piment Café Behoririka : Revival 80s-90s miaraka amin’i Joely sy Tony Ratefy manomboka amin’ny 9 ora alina. Paf: 15.000Ar

 

 

La City Ivandry: Seho miaraka amin’ny TGC & Friends ahitana an’i Ken (Mage 4), Joseph d’Af, Steph Rambi, Iary, Dô B, Quatuor Squad sy ireo maro hafa. Manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina Paf: 20.000Ar

CRAAM Ankatso: Hetsika “Roxicomania”1ora – 5 ora hariva: Seho miaraka amin’ny “The Shiny happy people”, “Fishy”, “The blood park”, “The Discord lines” sy ny tarika “Veins”

Is’Art Galerie Ampasanimalo: Hetsika “Roxicomania” 6 ora hatramin’ny 11 ora alina: Seho miaraka amin’ny tarika “No Joke, Loharano, Naday, No Mady, Behind The Mask”

Le Hub Isoraka:  Hetsika “Roxicomania” 7 ora – 11 ora alina: seho hampahafantarana an’i Kezia, ny tarika The Revery sy Akata

 

SABOTSY

Urban Café Antsahabe: Fy Rasolofoniaina manomboka amin’ny 9 ora alina Paf: 10.000Ar

No Comment Bar Isoraka: Seho hitondrana mozika folk sy “world music” miaraka amin’i Mamina manomboka amin’ny 9 ora alina

Kudéta Urban Club Anosy: Hetsika “Roxicomania” 1ora – 11 ora alina: Seho miaraka amin’ny tarika “The roar, Alina, KR 78, Limitless, Resurrection, LOAD, Beyond Your Ritual, The Dizzy Brains” Paf: 8.000Ar

Fili’In Antsakaviro: Tann Faya manomboka amin’ny 2 ora tolakandro

La Casa Analakely: Ideolojill Show & Freestylenta III miaraka amin’i Lyrikal Jill. Nasaina amin’izany i Doublenn, Mc Tiganagar, Roy Rakoto, Syndicat Kaid, B-Goodn-Abt, Tangala, Tskinn, Kj, RMM6, Killah, Tangalarmy, Galras manomboka amin’ny 3 ora hariva. Paf: 4.000Ar

CC ESCA Antanimena: Fampisehoan’i Farahtiana Church manomboka amin’ny 2 ora sy sasany

 

ALAHADY

CC ESCA Antanimena: Tribute to Kirk Franklin miaraka amin’ny “The Singer of Jesus”. Nasaina amin’izany ny Cordiste de Madagascar, Johasina, The women sy Rado Manantsoa. Manomboka amin’ny 3 ora hariva. Paf: 20.000Ar

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo