Jejoo

Dans la même rubrique

ZOMA

15/03/2019

La City Ivandry : TalkShow miaraka amin’ny tarika ‘Zay manomboka amin’ny 6ora sy sasany hariva Paf: maimaim-poana

 Lire la suite...

Fikambanana Clair de Lune Madagascar : Hampianatra momba ny fampivoarana ny tena

08/03/2019

« Vehivavy mihary, antoky ny fahombiazana », io no loha-hevitra entin’ny fikambanana « Clair de Lune » manamarika ny andron’ny vehivavy anio 08 Martsa.

 Lire la suite...

Ialy et Iris Boutique : Mihena 40% avokoa ny vidin’ny akanjo rehetra anio

08/03/2019

Hanome fihenam-bidy 40% amin’ny akanjo rehetra amidiny ny Ialy et Iris Boutique anio tontolo andro.

 Lire la suite...

MAJOREL AMBATONAKANGA Hanome toro-hevitra maimaim-poana momba ny fikoloana tarehy anio sy rahampitso

08/03/2019

Hamalifaly manokana ny vehivavy sy ny Renim-pianakaviana ny Majorel etsy Ambatonakanga anio zoma 08 Martsa hankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny vehivavy sy rahampitso Sabotsy.

 Lire la suite...

Maybelline Madagascar Hanolotra fihenam-bidy, relooking sy lalao hahazoana vokatra vaovao

08/03/2019

Hanome tolotra manokana ho an’ny vehivavy ny Maybelline anio noho ny fahatongavan’ny datin’ny 08 Martsa.

 Lire la suite...

Lokomena, « maquillage », ranomanitra « authentique » avy ao Frantsa, amin’ny vidiny mora be

08/03/2019

Manomboka amin’ity anio ity, hatramin’ny faran’ny volana martsa izao dia hisy fihenam-body goavana avokoa ireo akora fikoloana endrika sy bika ho an’ny vehivavy ao amin’ny botika Cosmechic Mada.

 Lire la suite...

ZOMA

22/02/2019

Le Glacier Analakely : Jazz MMc manomboka amin’ny 9 ora alina Suite 101 Antaninarenina : Gatsby Party manomboka amin’ny 9 ora alina

 Lire la suite...

Bon plan

ZOMA

21/12/2018

Le Glacier Analakely : Marion sy Dian-Hay manomboka amin’ny 8 ora alina Jao’s Pub Ambohipo : Mario, « folaka la clé » nasaina manokana i Jhon MC manomboka amin’ny 9 ora alina

 

 

SABOTSY

Carlton Madagascar : Quator Squad hitondra ny « Christmas Symphony » manomboka amin’ny 6 ora sy sasany hariva

CFM Anosy: Old Loud Festival miaraka amin’ny tarika Martz, Rheg, Egragore, Metal D manomboka amin’ny 10 ora maraina

Jao’s Pub Ambohipo: Dago Misaoma andiany 1, miaraka amin’i Makwa Lux, Lahely manomboka amin’ny 9 ora alina

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo