Jejoo

Dans la même rubrique

Fianakaviana nisara-bazana fa hoe nifamosavy

17/06/2019

Rehefa sendrana aretina somary hafahafa izay ny olona iray, indrindra raha saro-sitranina ilay izy, dia mby ao an-tsaina hoe : nisy namosavy. Toy izao ny resadresaka nifanaovana tamin’i Andriamiampy Lovatiana Lovaniaina na Mr Toby, izay nanatona mpitsabo mosa

 Lire la suite...

Inona no tena tsy hahafoizanao an’i Dada ?

12/06/2019

Ny alahady izao no hankalazaina ny fetin’ny ray, izay andro natokana hahatsiarovana an’i Dada.

 Lire la suite...

Misafidy vehivavy toy ny reniny tokoa ve ny lehilahy sa inona no critères tena hisafidianany ny vehivavy iray hiaraka aminy?

12/06/2019

Lillio Ludovic : Raha ny hevitro manokana dia tsy misafidy vehivavy mitovy amin'ny reniny ny lehilahy fa izay ho vadiny mihitsy no efa manana ny toetra mitovitovy amin'ny reniny.

 Lire la suite...

Inona no ranomanitra mety amin’i Dada ?

07/06/2019

Efa ho avy ny andro atokana hahatsiarovana ny raim-pianakaviana. Azo atao tsara ny manolotra ranomanitra ho azy, saingy mila fantarina mialoha ireo karazany izay mety aminy.

 Lire la suite...

Lucie : Numéro 1 Ø Nom : Lucie Bouticourt Ø Age : 18 ans

06/06/2019

Ø Classe et établissement : Terminale, Lycée Français de Tananarive Ø Selon toi, quelles sont les qualités que doit avoir une miss high school ? Etre un exemple pour les lycéennes de son pays.

 Lire la suite...

VELOMA FARANY AN’I MITCHOU AMY

31/05/2019

Nanam-paniriana te hanana asa matotra ho azy manokana i Miarintsoa Andriambolatiana, ankoatra ny maha mpanakanto matianina azy tao amin’ny tarika Kala Vazo.

 Lire la suite...

Ilaina ihany ve ny manafina zavatra amin’ny olon-tiana ?

29/05/2019

 Lire la suite...

Actualités

Mianjaika amin’ny “guipure”, mihaja !

13/12/2018

Niverina ho lamaody be ny « guipure », tao anatin’ny taona vitsivitsy izao.

Mihaja ity karazan-damba ity sady manaingo ny lamba hafa ampiarahina aminy. Azo anamboarana akanjo tohitena amin’ny didiny isan-karazany ny “guipure”. Afaka mandrakotra ny akanjo iray manontolo izy, nefa azo anaingoana ny ampahany fotsiny ihany koa, araka izay hitiavana azy mihitsy. Ny loko rahateo dia maro no azo isafidianana : mena, mavo, manga antitra na tanora, hatramin’ny  mainty sy ny fotsy… Santionan’akanjo vita amin’ny “guipure”, azo angalana aingam-panahy amin’izao ankatoky ny fety izao, ireto atolotra anao ireto.

 

Ravaka R.

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo