Jejoo

Dans la m麥e rubrique

Ranona solila, manadio taova taorian地y fihinanana sakafo matsiro

26/12/2018

Rehefa avy nihinana sakafo matsiro nandritra ny fetin地y Noely teo dia tsara raha diovina ny taova rehetra ao anaty ao, mba tsy hiandrona any ny poizina sy ny menaka ratsy ary ny tavy. Mety hampirongatra ny karazana aretina toy ny aretin誕ty, aretim-bavony mantsy ny sakafo izay lany nandritra ny fety.

 Lire la suite...

Ronono nasiana chocolat blanc : mampitony, mampidina tosi-dr, mahatanora

05/12/2018

Tena mety amin段zao vanim-potoana avy orana izao ity zava-pisotro vita amin地y skla fotsy ity. Rehefa harivariva avy orana sy reraky ny tontolo andro iny dia tena mampitony sy manala ny rarin-tsaina izy ity. Tena tsara ho an地y fo izy ity ary mampidina ny tosi-dra ihany koa. Eo ihany koa ny tsirony izay tena miavaka ka hahafahana manadino ny sorisory nandritra ny tontolo andro.

 Lire la suite...

Arovy amin地y homamiadana ny vatanamisotroa jus karaoty sy mananasy

21/11/2018

Tsy fahita loatra ny ranom-boankazo amin地y mananasy sy ny karaoty indray miaraka. Azo atao soa aman-tsara anefa izany ary mampalefaka ny tsirony aza ny fanampiana tamotamo amin段zany ranom-boankazo izany. Ankoatra ny hatsaran地y tsirony dia mahasalama ity ranom-boankazo ity.

 Lire la suite...

Zava-pisotro amin地y akondro sy voanio, mampitony rarintsainaizao atao!

14/11/2018

Ny adin-tsaina no isan地y manimba ny fahasalamana voalohany indrindra. Raha te ho salama dia tokony hiezaka handanjalanja izany, araka izay azo atao.

 Lire la suite...

Ranona laisoa sy karaoty, miady amin地y kolesteroly sy ny homamiadan地y nono

31/10/2018

Ny zava-pisotro vita amin地y laisoa dia sady mahasalama sady mahatsara hoditra. Manan-karena otrikaina mantsy izy ity. Miaro amin地y aretina samihafa toy ny homamiadana izy amin段zany ary miady amin地y menaka ratsy ao anatin地y vatana koa.

 Lire la suite...

鄭nti-稟e amin地y sakamalaho sy solila

24/10/2018

Akora miady amin地y fahanterana sy manafina ireo lesoka aterak段zany ny 殿nti-age. Ho an段reo izay tsy tia mihosotra akora simika amin地y hoditra anefa dia azo atao soa aman-tsara ny manamboatra ity akora natoraly ity, ka sotroina indray izany eto fa ahosotra. Andramo anie fa ho mandina tsara ny hoditrao ary ho tsara kalitao ihany koa.

 Lire la suite...

Jus karaoty sy seleri : ho an段reo tsy ampy r

17/10/2018

Rehefa mihena ny tahan地y sela mena ao anatin地y vatan地y olombelona dia mety ho tratran ny tsy fahampiana r izy. Raha vao mahatsiaro ho reraka foana, mihintsana ny volo, tapatapaka ny hoho, ary mihafotsy hatsatra dia tokony hanatona dokotera avy hatrany. Raha efa manaraka fitsaboana koa aza, dia mbola hanampy ity zava-pisotro iray ity.

 Lire la suite...

Boisson

Ranona mananasy sy kanelina : Mampitony vanintaolana manaintaina

12/12/2018

Azo atao tsara ny mampitony ny aretin地y vanintaolana amin地y alalan段reo fanafody sy akora natoraly amboarina ao an-trano. Ity akora natoraly iray ity dia mampitony tanteraka ny fanaintainan地y hozatra sy ny vanin-taolana noho ny voka-tsoa entin段reo akora mandrafitra azy.

 

 

 

 

 

Akora ilaina

·         Tantely 1sk

·         Kanelina ½ sk

·         “Flocons d’avoines” 1 tasy

·         Mananasy voatetika 2 tasy

·         Ranom-boasary 1 tasy

·         “Amandes” manta  40g

·         Rano 240ml

 

Fikarakarana

·         Andrahoina ao anaty rano mandritra ny minitra maromaro ny ‘flocons d’avoines” ary avela hangatsiaka.

·         Rehefa mangatsika dia ampiana ireo akora ambiny rehetra ary alefa ao anaty “mixeur” .

·         Potserina anatin’ny “mixeur” mandrapahazo akora marihitra sy mitovy loko tsara.

·         Misotro 2 vera amin’ity zava-pisotro ity mandritra ny tontolo andro iray ka ny 1 vera dia sotroina vao maraina.

·         Sotroina isan’andro mandritra ny 15 andro ary ho hita avy hatrany ny fiasany.

 

Ireo voka-tsoa entin’ny akora tsirairay

·         Ny kanelina dia mampitony ny fanaintainan’ny hozatra sy ny vanintaolana. Ankoatra izay dia miaro amin’ny mety ho fiforonan’ny “infection” ao anatin’ny vatana ihany koa izy ity.

·         Mampitony ny fanaintainana ihany koa ny mananasy ary misoroka ny aretin’ny hozatra.

·         Manan-karena rano sy vitamina C kosa ny voasary ka manampy amin’ny famokarana proteina, izay isan’ny tena manamafy ny vanintaolana.

 

Meva

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo