Jejoo

Dans la même rubrique

Safidio ny “serviettes hygièniques” mety aminao

24/05/2019

Tsy afa-miala amintsika vehivavy ny fiarovana ilaina amin’ny fadimbolana. Raha ny eto amintsika manokana dia ny “serviettes hygièniques” no tena mbola be mpisafidy. Mifanaraka amin’ny toe-batan’ny vehivavy tsirairay avy ny fisafidianana azy ireny. Ao amin’ny www.ketrika.com di a ahitana karazana “serviettes hygièniques” mety amin’ny vehivavy tsirairay avy.

 Lire la suite...

Mety aminareo ve raha mba mivoaka miaraka amin’ny namany madama?

24/05/2019

Mbola misy ve ny lehilahy sarotiny ny amin’ny fivoahan’ny vadiny miaraka amin’ireo namany?

 Lire la suite...

“Telle mere, telle fille”

24/05/2019

Mbola hatramin’ny 25 mey ho avy izao no hanarahinao ny

 Lire la suite...

“Telle mere, telle fille”

23/05/2019

Mbola hatramin’ny 25 mey ho avy izao no hanarahinao

 Lire la suite...

Firy taona eo vao matotra ara-pitiavana ny lehilahy ?

22/05/2019

Sanda Ranaivosoa, mpitendry gitara : Raha ny fahitàko azy dia rehefa tena hoe : tia vehivavy iray mitovy fijery aminy (vision)

 Lire la suite...

Telle mère, telle fille

22/05/2019

Ankoatra ny fampifandraisana bebe kokoa ny reny sy ny zanany vavy dia misy koa ny fanomezana ho azon’ireo mpandray

 Lire la suite...

Telle mère telle fille

21/05/2019

Mitohy anio ny fanarahana ny sarin’ireo mpandray anjara amin’ity fifaninanana hanehoana ny

 Lire la suite...

Actualités

Mizani : Vokatra vaovao l’Oréal, mikolo ny volo ngita, bouclé sy frisé

06/12/2018

Gamme an’ny marika l’Oréal professionnel izay hikarakarana manokana ny volo ngita, bouclé sy frisé ny Mizani.

 

 

 Tena manamandina ifotony izy io, manalefaka tanteraka ny volo, mitsabo sy manasitrana ny volo simba sy mampitony ny hodi-doha ihany koa. Misy karazany maromaro izy ity ka  ny “soins thermasmouth” sy “soins scalp care” no entina aminao anio.

Ny « soins thermasmouth » dia natao ho an’ireo te hanatsotra volo nefa tsy te hampiasa singa sy akora simika. Manatsara sy mampitana ny volo natao “lissage” izy io no mampitana ny volo natao “brushing” ihany koa. Ny “scalpe care” indray dia natao hitsaboana ny hodi-doha manana olana amin’ny angadrano na diso mitera-menaka sy mangidihidy.

Ny Centre de Beaute Luminelle Behoririka sy Avance center dia mikarakara « Journee l’Oréal » ny sabotsy 15 Desambra izao. Fihenam-bidy, andrana, fanoroana hevitra momba ny vokatra l’Oréal no hatao amin’io. Efaka mahazo fanazavana fanampiny amin’ny fiantsoana ny 0340181659  na ny 0331185998.

                                                                                                                      Kalii

 

 

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo