Jejoo

Dans la m麥e rubrique

Fanaovana 堵ommage ny tanana sy tongotra, ao an-trano

18/01/2019

Isa-kerinandro eo no tokony ho diovina tanteraka sy esorina ireo sela maty miraikitra eo amin地y tanana, sy ny tongotra.

 Lire la suite...

Mba tsy ho simba ny ォ maquillage サ, diovy foana ny ォ pinceau サ !

17/01/2019

Fitaovana fototra mampivoaka ny haingon-tava eo amin地y tarehy ny ォ pinceau サ. Noho izy ampiasaina matetika, sy amina akora samihafa anefa dia mety hitazona loto indray izy ireny ka hisy fiantraikany eo amin地y hoditra sy ny fahasalamany.

 Lire la suite...

Te ho manimanitra foana araho ireto !

16/01/2019

Mitondra fahazotozotoana sy mamelombolo ny vatana ny hanitra tsara eo aminy. Tsy voatery hanao ranomanitra be foana anefa, fa fahazarana sy paipaika kely madinika dia hahatonga anao ho manimanitra tsara mandritra ny tontolo andro. Araho anie ireto dingana ireto e!

 Lire la suite...

Ny fomba fikoloana tarehy sy hoditra, raha milomano matetika

15/01/2019

Rehefa hilomano dia misy ireo fihetsika amam-pahazarana tokony hatao, mba hitazonana ny hatsaran地y hoditra. Ho an段reo tena milomano matetika sy amin地y fotoana raikitra kosa indray dia tena mila ovaina sy ahitsy hatramin地y akora sy ny fahazarana atao mihitsy. Inona avy izany ny tokony hatao mba tsy ho simba ny tarehy sy ny hoditra ?

 Lire la suite...

Manala ireo faritra mangana eo amin地y maso ny ovy

14/01/2019

Bongongo matetika ny hodi-masonao, ary mamariparitra mangana mihitsy aza izany ho an地y sasany.

 Lire la suite...

Ireo antony tena mampikentrona ny tarehy

09/01/2019

Manaratsy endrika ny kentrona. Fihetsika tsy voatandrina fotsiny dia efa mety hahatonga ny fipoirany. Ireto no tsara ho fantatra mahakasika azy ireny sy ny fomba fiarovana ny tarehy amin地y kentrona.

 Lire la suite...

Tamenak誕tody sy tantely : manatsara ny tarehy be menaka

07/01/2019

Andairan地y mony sady mora mangirana ny hoditra mitera-menaka na matavy. Noho ireo tavo mivoaka eo aminy no mitarika izany. Azo arindra anefa ny fivoahan段o tavy io, mba tsy ho simban地y mony sy ny loto ny hodi-tava ary hikatona kokoa ny mason-koditra. Tamenak誕tody sy tantely no vahaolana !

 Lire la suite...

Beaut

Te ho tsara tarehy amin地y fety : Ny tokony atao dieny izao!

06/12/2018

Tapa-bolana mialohan地y fetin地y krismasy sy ny faran地y taona isika izao. Betsaka no mihevitra fa ao anatin地y fety mihitsy vao hikarakara endrika sy bika kely. Nodisoin地y matihanina izany. Nambaran段zy ireo mantsy, fa dieny izao dia efa mila koloina ny hoditra hahazoana endrika tena miavaka amin地y fety

 

 

Diovina tanteraka

Dieny izao dia efa tsara manadio tarehy tanteraka eny amin’ny matihanina na ny “salon” ny vehivavy mba hahafahana manatsara sy manomana ny endriny sahady. “Nettoyage en profondeur” no atao, izay maharitra 1ora30minitra hatramin’ny 2ora eo arakarak’ilay hoditra. Raha tsy manana olana manokana ilay hodi-tava dia esorina tanteraka fotsiny ny loto rehetra, ny « points noirs », ny karazana « sébum » miraikitra sy manentsika mason-koditra toy izay eo amin’ny orona, … Anton’izay fanadiovana izay, ny fitsinjovana ilay hodi-tava izay ho rakofana « maquillage » matetika atsy ho atsy. Averina kosa ity fanadiovana tanteraka ity, roa andro mialohan’ny lanonana na ny fety ho vonjena.

Raha manana olana

Tanjona amin’ny fanomanana tarehy dieny izao, araka ny fanadihadiana nataonay, ny mba hananana hodi-tava tena madio, milamina, ary mihiratra tsara amin’ny fotoana hilana azy na izay lanonana ho vonjena. Raha toa indray ka manana hoditra misy olana toy ny mony dia tsara raha manao “soin” voatokana hitsaboana azy. Tsy tahaka ilay notanisaina tetsy ambony anefa izany fa mety haharitra kokoa. Noho izany dia  tsara indrindra raha hatao isa-kerinandro izany mba hanalana tsara ireo menaka be mihoatra ny tokony ho izy avoakan'ny hoditra ka manjary mahatonga ireo mony.

Hoditra matoy, mahazo taona

 Raha manana ireny hoditra efa somary mahazoazo taona indray dia tsara ny manao soin tahaka ny notanisaina voalohany tery ambony. Atao dieny izao ny fanadiovana ifotony, ary averina kely roa andro mialohan’ny fotoana hilàna azy. Omen-danja manokana amin’izany ny fanorana ny hoditra mba hamelombelombolo azy ka hampikoriana tsara ny ra ary hampiasana ny hozatrin'ny tava iray manontolo.

Tsy adino ny fahazarana hatramin’izay

Na izany aza nefa dia tsy azo atao ambanin-javatra ny mampiasa  ireo akora efa mahazatra isan’andro. Tsy inona akory izany fa ny fanasana azy amin’ny  “lait” sy  “lotion”, ny fiarovana azy amin’ny alalan’ny “crème du jour” sy ny “écran” ary ny fikojakojana azy amin’ny alalan’ny “creme de nuit” raha misy olana toy ny kentrona, ny tasy … Ankoatra ireo kosa ny famelombelomana azy isa-kerinandro amin’ny “gommage” sy maska.

Isaorana i Ambinintsoa Rasoanaivo, estheticienne

Beauty And’Ntsoa Faravohitra

Fifandraisana : 033 11 276 98

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo