Jejoo

Dans la m麥e rubrique

Mba halefaka ny dibera avy ao anaty vata fampangatsiahana

18/01/2019

Raha apetraka anaty vata fampangatsiahana elaela ny dibera, na tsy atao amin段lay faritra mampivaingana aza dia mihamafy ka mananosarotra ny manosotra azy amin地y mofo. Ity ary misy paipaika iray mampalefaka ny dibera navoaka avy ao anaty vata fampangatsiahana.

 Lire la suite...

Hoditra main地y masoandro azo koloina amin地y vinaingitra

17/01/2019

Mampitony ny mamaivay eo amin地y hoditra main地y masoandro ny vinaingitra fotsy. Ankoatra izay dia miaro ny faritra main地y masoandro mba tsy hitsovaka ihany koa izy ity.Andramo ary ity fangaro ity mba hiarovana ny hoditrao raha sendra main地y masoandro.

 Lire la suite...

Manala fofom-bava amin地y yaourt

15/01/2019

Manala ny fofona ratsy ao anatin地y vava ny yaourt. Mampihena ny tahan地y singa antsoina hoe 都ulfure d檀ydrog鈩e, izay miteraka ny fofona ratsy ao anatin地y vava mantsy izy ity. Ankoatra izay dia mahasalama ny ati-vava ny vitamina D sy ny kalsioma anatin地y yaourt.

 Lire la suite...

Akora fanadiovana solamaso vita ao an-trano

11/01/2019

Manimba ny maso tokoa ireny solomaso ireny, raha maloto. Mila tandremana tsara anefa ny fanasana azy mba tsy hikiky ny vera. Raha tsy manana ny akora manokana natao hanadiovana ny solomaso ary ianao dia andramo ity akora iray ity.

 Lire la suite...

Ranona persily sy citron : Analana mony sy kentrona

10/01/2019

Vita amin地y akora natoraly tanteraka ity fangaro iray ity kanefa tena manadio tarehy tokoa. Manala ny mony sy ny tasy izy ity. Ankoatra izay anefa dia misoroka ny kentrona ihany koa.

 Lire la suite...

Manala tain-dabozia amin地y alikaola

09/01/2019

Ny alikaola dia manala ny tain-dabozia miraikitra amin地y lamba. Mandaitra hatrany izany amin地y karazana lamba rehetra saingy mila faharetana kely.

 Lire la suite...

Maso ditsoka andramo ity

07/01/2019

Manindrona, manitikitika, manelingelina ny maso rehefa ditsoka. Marihina fa tsy azo kosehina mihitsy ny maso raha sendra ditsoka. Raha tsy misy mandaitra mihitsy ireo fomba fanalana izany dia andramo ity fomba iray ity.

 Lire la suite...

Astuces

Mba tsy haniry vetivety ny volosira sy citron ampiasaina

06/12/2018

Efa misy eny amin段reo mpivarotra akora fikarakarana vatana ny akora misoroka ny fanirin地y volo isa-karazany amin地y vatana, haingana loatra. Voasarimakirana anefa dia mahasolo izany soa aman-tsara ary raha averina matetika izany dia tena hielanelana be ny fotoana fiaratana. Tena mandaitra izy ity na ho an段reo izay mampiasa hareza, na 田ire, na 田r鑪e d駱ilatoire, sns.

 

 

Ny atao 

Ø  Afangaro ny ranom-boasarimakirana 5 sotro fihinanana sy sira 3 sotrokely.

Ø  Hosorana avy hatrany amin’ny faritra avy naratana ary avela eo mandritra ny alina iray manontolo. Tsy vao vita anefa ny fiaratana dia atao fa andrasana ho tony aloha ny hoditra ndrao mangirifiry.

Ø  Averina mandritra ny alina 3 misesy aorian’ny fiharatana izany.

Ø  Rehefa averina matetika izany dia hita tsikelikely eny ny fiasany.

Meva

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo