Jejoo

Dans la mÍme rubrique

Fomba 4 tsotra kely, mandoro tavy haingana

11/03/2019

Azo atao tsara ny manampy ny vatana handoro tavy. Ireto misy teknika ahafahana mandoro tavy haingana.

 Lire la suite...

ę Smoothie Ľ paoma na ditť kanelina isa-maraina dia mihena

04/03/2019

Tsy manatsara ny bika ivelany fotsiny akory ny fampihenan-tena fa tanjona aminíizany koa ny fahasalamaníny ao anaty. Manampy hanatratra izany tanjona izany ny fampiasana ireo zava-pisotro manadio sady mampihena amboarina ao an-trano.

 Lire la suite...

Zava-pisotro aminíny romarin sy sakamalaho : mampihena kibo haingana

18/02/2019

Ny tavy miandrona eo aminíny kibo no farany sarotra esorina indrindra aminíny vatantsika olombelona. Soa fa mikaroka fomba hanalana ny tavy eo aminíio faritra io ny manam-pahaizana maro. Anisaníny fomba hanafisahana ny kibo hitaníizy ireo ity atoro anao ity :

 Lire la suite...

Limonady aminíny sakamalaho, mampihena haingana be

11/02/2019

Efa ela ny sakamalaho no ampiasaina ao anaty fampihenan-tena. Maromaro rahateo ny voka-pikarohana natao mahakasika ny voka-tsoa entiníny sakamalaho ao anatiníny fampihenan-tena atao. Ahoana kosa no hihinanana azy, atoronay anao :

 Lire la suite...

Smoothie maitso karazany 4 mampihena haingana

04/02/2019

Tsy mahomby ny zava-pisotro voalaza fa mampihena raha tsy mahafeno ireto manaraka ny vokany : manapaka ny fahazotoan-komana, misoroka ny fitahirizaníny vatana rano ao anaty, manadio ny taova ary mandoro tavy. Mahafeno ireo rehetra ireo kosa ireo zava-pisotro manaraka ireto ka azonao ampidirina tsara ao anatiníny regime fampihenan-tena arahinao

 Lire la suite...

Inona no mampihena haingana? ÖIreo fomba tsotra 5 tena mandaitra!

21/01/2019

Mahatratra 1,9 miliara ny isaníireo olona manana olona aminíny hatavezana eran-tany raha ny salaníisa vao nivoaka farany ary anisaníny firenena misedra izany olana izany koa ny eto amintsika. Nanaovaníny mpikaroka fanadihadiana ity olana mahazo olona maro ity ka ireto ny vahaolana hitaníizy ireo :

 Lire la suite...

Ranom-boankazo ďmajikaĒ mitroka tavy miandrona, aminíny alina

08/01/2019

Maro ireo antony mahatonga ny vehivavy ho lasa be kibo. Ny fomba tena tsotra sy mahomby hisorohana izany nefa dia ny fihinana sakafo voalanjalanja hatrany, ankoatra ny fanaovana fanazaran-tena.

 Lire la suite...

Minceur

Mihena 3 kilao mialohaníny KrismasyÖazo atao tsara!

05/12/2018

20 andro sisa dia higadona ny fetiníny Krismasy. Mbola azo atao ny mampihena tena mialohaníny fety, raha manomboka dieny izao. Tsy maintsy mahay mifehy tena kosa anefa. Mila miezaka be ihany koa, manaraka ireto torohevitra manaraka ireto. Mety ho very hatraminíny 3 kilao ianao, raha tena maharitra.

 

 

 

 

Tsy mitsakotsako mihitsy

 Atsaharo hatreo ny mihinan-kinana sy mitsakotsako eny analenalenan’ny sakafo. Anisan’ny fady voalohany ny chocolat. Andraso any amin’ny fety indray vao mihinana e ! Torak’izany koa ny sakafo mitondra kalôria betsaka.

Mihetsiketsika 

Tena tokony hampihetsi-batana, mihoatra ny taloha mihitsy, raha efa mba manao fanatanjahantena ihany. Mihazakazaka 20 minitra isa-maraina, ohatra. Mety ihany koa ny maka namana mba miaraka manao fampihetseham-batana. Mety misy namanao hafa any mba te hampihena tena alohan’ny fety ihany koa. Mazoto kokoa mantsy, rehefa mba miaraka manatratra tanjona. Na dia mandeha an-tongotra, miaraka manao « shopping » ihany koa aza, dia efa azo raisina ho fampihetseham-batana. Mihodinkodina ao an-tsena adin’ny 2 monja, dia efa handaniana kalôria betsaka. Tandremo anefa ny miraparapa misakafo be, rehefa avy vizana iny. Amin’ny antonony foana ihany ny fatrana sakafo. Aza adinoina kosa ny misotro rano betsaka.

Tsy mahazo manao maty noana

·         Hevitra diso ny tsy misakafo amin’ny ora tokony hisakafoana. Tsy mifady sakafo akory, fa mihinana amin’ny antonony amin’ny karazan-tsakafo rehetra. Tokony ho efa fantam-patantrao kosa ireo sakafo tsy tsara hanina, toy ny sakafo be menaka be, ny zava-mamy loatra, ny sakafo vita indostrialy …

·         Tsy tokony hifady menaka tanteraka ihany koa, fa tena ilaina izany, indrindra raha mampihetsi-batana. Mila 2 sotro isan’andro ny vatana.

·         Torak’izany koa ny vary sy ny paty ary ny mofo (karazana « féculents »), izay tena ilaina be, satria siramamy ela vao levona ireo, ka manome hery. Mahavoky rahateo izy ireny, ka manakana ilay fitia te hitsakotsako. Noho izany, tsara raha mihinana « féculents » 4 sotro isaky ny sakafo, na mofo didiny 2, raha toa ka tsy misy vary na paty ny sakafo hanina.

·         Tokony ampidirina ao anatin’ny sakafo hanina avokoa ny sokajin-tsakafo rehetra, mba tsy ho tojo tsy fahampiana otrikaina.

 

Miss

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo