Jejoo

Dans la même rubrique

RAKOTOSOLOFO BRUNO Misy fivontosana ny lohany, tsy misy mpiahy, mangataka fanampiana

25/03/2019

Lehilahy iray tsy mba nanam-bady no sady tsy niteraka i Bruno Paul Rakotosolofo. Tao amin’ireo nahitany masoandro hatrany izy no nipetraka hatramin’izay.

 Lire la suite...

Tolom-panafahana 29 martsa 1947 Ho tsiahivana amin’ny alalan’ny poezia sy horonan-tsary ao amin’ny IKM

25/03/2019

Hanamarika ny fahatsiarovana ny faha 29 martsa 1947, ho fahatsiarovana ny maherifon’ny firenena sy ny tolom-panafahana nataon’ny Malagasy ny ao amin’ny Ivon-toeran’ny Kolotsaina Malagasy ka ny Alakamisy 28 martsa izao.

 Lire la suite...

Village AINA : Nahazo solosaina avo lenta ho ampiasain’ireo ankizy beazina ao

25/03/2019

Fanampiana izay midika fanohanana hatrany, hoy ny solontenan’ny orinasa raha nanolotra ireo fanomezana ireo.

 Lire la suite...

LOZA MANDONDONA Miparitaka ny basy tsy ara-dalàna

25/03/2019

Basy roa kalacknikov no nanterin’olona antsokosoko tany Begogo sy Ambatofihinandrahana, raha ny fampitambaovaon’ny zandarimariam-pirenena, ny talata hariva.

 Lire la suite...

DADABE IRAY TSY SALAMA SAINA Maty notorahan’olona tamin’ny vato

25/03/2019

Nalevina afaka omaly Alarobia tany Mandrarody, Faritra Itasy rehefa notsaboina nandritra ny iray volana tao amin’ny hôpitaly iray ao Ampary Soavinandriana ilay dadabe iray tsy salama saina notorahan’olona tamin’ny vato mizana teo amin’ny masony sy ny firihifany.

 Lire la suite...

Tarika Freedom’s Boombox : Hanao fampisehoana maimaim-poana eto

25/03/2019

Higadona tsy ho ela eto Madagasikara ny Freedom’s Boombox, tarika amerikanina mpanao mozika tsy misy feon-kira na irony antsoina hoe « accapella » irony.

 Lire la suite...

Marary eny amin’ny hôpitalim-panjakana Hotolorana voankazo hanatsaràna ny fahasalaman’ny marary

25/03/2019

Hanolotra voankazo ho an’ireo marary eny amin’ny hôpitalim-panjakàna no tanjon’ny tetikasa “Fruit santé”. Andiany voalohany izy ity, hoy Rtoa Nirina Rasoanaivo, ary niainga avy amin’ny fitiavana manampy ny ankizikely sy ireo marary.

 Lire la suite...

Actualités

Manamboatra hazonoely miaraka amin’ny ankizy

04/12/2018

Tena mahafinaritra ny miara-manao asa-tanana amin’ireo ankizy. Amin’izao ankatoky ny krismasy izao dia karazana hazonoely vita avy amin’izay akora hita ao an-trano no entina aminao anio.

 

 

 

Akora ilaina

·         Lakaoly

·         Loko na vovon-dandihazo

·         Tady

·         Zavatra izay tiana hanaingoana azy

·         “Rouleaux cartonnées” ireo any anatina famafana tanana

Fanamboarana azy

1.      Atambatra amin’ny lakaoly ireo “rouleaux” ka atao toy ny amin’ny sary

2.      Rehefa mitambatra tsara dia lokoina araka izay hitiavana

3.      Haingoina amin’ireo zavatra nosafidiana (kintana kely, voana “pin”…)

4.      Atsofoka eo amin’ilay “rouleaux” mipetaka eo ambony indrindra ny tady ka ahatonga izany

5.      Tsy adino ihany koa ny mametaka tongony, avy aty ambany

Rinahsoa

 

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo