Jejoo

Dans la mÍme rubrique

Manamafy sy mandrafitra ny hoza-pe

19/03/2019

Ny fe no anisaníny faritra mahazo tavy indrindra miaraka aminíny kibo rehefa mitombo lanja ny vatana. Noho izany indrindra dia tsara atao vory hozatra sy nofo io faritra io. Ireto misy fampihetseham-batana azonao atao any an-trano hikoloana azy

 Lire la suite...

Mampihena ny fe ao anatiníny 5 minitra isaníandro

12/03/2019

Ny fotoana matetika no olaníny olona maniry hitaiza vatana aminíny fanaovana fampihetseham-batana.

 Lire la suite...

Manao fampihetseham-batana aminíny tavoahangin-drano ao an-trano

05/03/2019

Mampitombo ny fiantraikany sy ny vokatra entiníny fampihetseham-batana atao ny manao fampihetseham-batana sady mitazona zavatra mavesa-besatra. Na dia tsy manana ireny fitaovana

 Lire la suite...

Ny fanatanjahan-tena mety, arakaraky ny tanjona tadiavina

26/02/2019

Tsy natao hampihenan-tena fotsiny ny fanaovana spaoro na fanatanjahan-tena. Marobe ny tombontsoa azo avy aminy. Miankina aminíny tanjona tiana hotratrarina kosa ny fisafidianana ny karazana fanatanjahan-tena atao.

 Lire la suite...

Hadisoana 7 tsy mampandaitra ny fampihenan-kibo atao

19/02/2019

Na dia maniry ho fisa-kibo haingana aza dia fantaro fa misy ny fihetsika tsy tokony hatao mba hampandaitra ny fampihetseham-batana atao. Ireto manaraka ireto nohadisoana matetika fanaoníny olona mahakasika izany mantsy :

 Lire la suite...

Manamafy ny hoza-pe sy ny fitombenana aminíny rindrina ao an-trano

29/01/2019

Azonao atao tsara ao an-trano ireto fampihetseham-batana ireto. Tsy mila fitaovana akory fa rindrina ihany no ilaina dia ampy handrafetana ny fe ho mafimafy tsara sady tsara endrika. Mila miaritra kosa mba hahavita ireo fampihetseham-batana rehetra hatraminíny farany.

 Lire la suite...

Manatsara bika any am-piasana

15/01/2019

Tsy manam-potoana firy atokana mba hanaovana spaoro ny olona miasa birao. Tena ilaina anefa izany. Ireto misy paipaika vitsivitsy hahafahanao manao spaoro na dia ao am-piasana ihany aza.

 Lire la suite...

Forme

Fampihetseham-batana ho aníny ankizy kely

04/12/2018

Tsy ny lehibe ihany no tokony hanao fampihetseham-batana fa dieny vao kely ny ankizy dia efa tsara hanmpanaovina izany.

 

Ho fanamafisana ny hozatra kely ananany no anton’izany. Ireto àry misy karazana fampiasam-batana azonao ampanaovina azy ireo ao an-trano. Sady miendrika kilalao izy ireto no hanamafy ny hozatra keliny ihany koa

Fampihetseham-batana 1 :

Mila seza maromaro eto mba alahadahatra. Asaina manao paozy toy ny mandady ny ankizy. Asaina miditra ao ambanin’ireo seza ka miezaka ny tsy handona ireo tongon-tseza. Ny hozatry ny kibo sy ny lamosina no miasa eto.

Fampihetseham-batana 2 :

Miasa tsiroaroa ny ankizy eto. Mila baolina iray ka mety foana na dia baolina fanaovana tenisy na baolina lehibe aza. Atao matory amin’ny kibo mifanatrika izy ireo. Asaina mifanome ilay baolina amin’ny tanan’ila izy ireo. Tsy avela hilatsaka ilay baolina raha tsy mahavita mifanome ilay baolina im-polo ohatra. Ny hoza-kibo sy ny hozatry ny soroka ary ny lamosina no miasa eto.

Fampihetseham-batana 3 :

Asiana servieta na lamba lehibebe eo amin’ny tany. Asaina matory eo ny ankizy iray miezaka manao izay tsy hampiongana azy avy eo ambonin’ilay lamba ka ny hozatry ny lamosina sy ny fitombenana no asaina akainkony ahavitany izany. Ny faharoa kosa asaina misintona ilay servieta moramora.

Fampihetseham-batana 4 :

Mila servieta tonta indray amin’ity indray mitoraka ity. Asaina mamindra mandroso izy ireo ka tsy mahazo esorina eo ambonin’ilay servieta ny tongotra roa fa eo ambonin’ilay servieta ihany ny tongotra roa. Atao kosa izay hanatratrarana ny tanjona napetraka eny aloha. Sady manamafy ny hoza-kibo ity fampihetseham-batana farany ity no manamafy ny hozatry ny fitombenana koa.

 

Lilou

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo