Jejoo

Dans la même rubrique

Zazakely voan’ny nendram-boalavo… ampandroy amin’ny karibaonetra

21/05/2019

Ny karibaonetra dia isan’ny akora natoraly tena mandaitra hanasitranana ny nendram-boalavo. Mampitony ny hidihidy aterak’ity aretina ity izy io. Mampijanona ny fanaintainana ihany koa ary manakana ny zaza ny hihoatra ny vatany.

 Lire la suite...

Manamboatra lokomena ody vakivaky

20/05/2019

Efa ao anatin’ny vanim-potoana mangatsiaka isika. Raha vao hatsiaka no resahina dia isan’ireo lasibatra ny molotra, noho izy mora marefon’ny rivotra izay misy hamandoana,

 Lire la suite...

Zazakely voan’ny sery… andramo ity

17/05/2019

Ø Apetraka ambony lovia fisaka ny tongolo ary zaraina roa. Ø Apetraka ao ambany fandrianan’ny zazakely mba hampisokatra ny lalan-drivotra ka hanasitrana ny sery.

 Lire la suite...

Mety hampisy “herpes” ny lokomena

16/05/2019

Tena zava-dehibe ho an’ny fahasalamana ny fahadiovan’ny akora ampiasaina. Raha ny lokomena fotsiny izao no maloto, dia mamboly fahapotehin’ny molotra ianao.

 Lire la suite...

Mampiakatra nono amin’ny « fenouil »

14/05/2019

Isan’ny akora antsoina hoe : « galactogène » ny « fenouil ». Mampiakatra ny tsirim-panentana izay manampy amin’ny famokaran’ny vatanan’ny vehivavy ronono izy io.

 Lire la suite...

Mampangirana volo amin’ny « coca-cola »… izao atao

13/05/2019

Ø Kobanina amin’ny « coca-cola » ny volo mialoha ny hanasana loha. Ø Avela eo mandritra ny 5mn.

 Lire la suite...

Zazakely maniry nify… ampandroy amin’ny rano matimaty

10/05/2019

Ø Mba hampitony ny fanaintainan’ny zaza rehefa maniry nify ka mahatonga azy ho sorena dia azo ampitoniana azy ny fandroana amin’ny rano matimaty.

 Lire la suite...

Astuces

Tsy hierotra intsony ianao manomboka izao …

04/12/2018

Tena manelingelina ny manodidina ny olona miesona rehefa matory. Ity zava-pisotro vita amin’ny legioma sy voankazo ity dia tena mora karakaraina kanefa tena mandaitra hialana amin’izany.

 

Akora ilaina

·         Paoma 2

·         Voasarimakirana ¼

·         Karaoty 2

·         Silaka sakamalao

·         Rano ½ kaopy

 

Fikarakarana

Miaraka potserina ao  anaty “mixeur” ireo fangaro rehetra ireo mandra-pahazo ranom-boankazo marihitra mitovy loko tsara.

Ora maromaro mialohan’ ny hatoriana dia efa sotroina ity zava-pisotro ity.

Mandritra izany kosa dia fadiana ireto sakafo manaraka ireto :

·         sakafo vita tamin’ny akora efa voavadika (aliments transformés)

·         sakafo voahendy

·         sakafo sarotra levonina

·         sôkôla be loatra

·         alikaola betsaka loatra

 

Meva

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo