Jejoo

Dans la même rubrique

Zazakely voan’ny nendram-boalavo… ampandroy amin’ny karibaonetra

21/05/2019

Ny karibaonetra dia isan’ny akora natoraly tena mandaitra hanasitranana ny nendram-boalavo. Mampitony ny hidihidy aterak’ity aretina ity izy io. Mampijanona ny fanaintainana ihany koa ary manakana ny zaza ny hihoatra ny vatany.

 Lire la suite...

Manamboatra lokomena ody vakivaky

20/05/2019

Efa ao anatin’ny vanim-potoana mangatsiaka isika. Raha vao hatsiaka no resahina dia isan’ireo lasibatra ny molotra, noho izy mora marefon’ny rivotra izay misy hamandoana,

 Lire la suite...

Zazakely voan’ny sery… andramo ity

17/05/2019

Ø Apetraka ambony lovia fisaka ny tongolo ary zaraina roa. Ø Apetraka ao ambany fandrianan’ny zazakely mba hampisokatra ny lalan-drivotra ka hanasitrana ny sery.

 Lire la suite...

Mety hampisy “herpes” ny lokomena

16/05/2019

Tena zava-dehibe ho an’ny fahasalamana ny fahadiovan’ny akora ampiasaina. Raha ny lokomena fotsiny izao no maloto, dia mamboly fahapotehin’ny molotra ianao.

 Lire la suite...

Mampiakatra nono amin’ny « fenouil »

14/05/2019

Isan’ny akora antsoina hoe : « galactogène » ny « fenouil ». Mampiakatra ny tsirim-panentana izay manampy amin’ny famokaran’ny vatanan’ny vehivavy ronono izy io.

 Lire la suite...

Mampangirana volo amin’ny « coca-cola »… izao atao

13/05/2019

Ø Kobanina amin’ny « coca-cola » ny volo mialoha ny hanasana loha. Ø Avela eo mandritra ny 5mn.

 Lire la suite...

Zazakely maniry nify… ampandroy amin’ny rano matimaty

10/05/2019

Ø Mba hampitony ny fanaintainan’ny zaza rehefa maniry nify ka mahatonga azy ho sorena dia azo ampitoniana azy ny fandroana amin’ny rano matimaty.

 Lire la suite...

Astuces

Vovon-katsaka sy ronono, manasitrana aretin-kibo

03/12/2018

Na dia heverina ho mavesatra aza ny ronono dia azo hampitoniana ny aretin-kibo koa, raha ampiarahina amin’ny koba katsaka. Azo omena tsara ny ankizy ihany koa izy ity raha sendra marary kibo izy na sendran’ny fivalanana.

 

 

Akora ilaina

Vovo-katsaka (maïzena) 1 hatramin’ny 5 sk

Ronono ½ vera

Siramamy 1 sk

Lavanila kely raha tiana asiana izany

 

Fikarakarana

Rehefa masaka ny ronono dia avela hangatsiaka ary afangaro tsara amin’ireo akora rehetra ireo.

Sotroina in-3 ka hatramin’ny in-5 ao anatin’ny iray andro mba hampitony ny aretin-kibo.

 

Meva

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo