Jejoo

Dans la même rubrique

Ireo « bon plan » hamalifaliana an’i Neny Plan resto :

24/05/2019

Alahady 26 Mey · Buffet fête des mères au « Ile Rouge », Carlton Madagascar : Misy loka maro ho zaraina ho an’ireo reny mandray anjara amin’ny hira Paf : 80.000Ar (lehibe) . Manomboka amin’ny 12 ora antoandro

 Lire la suite...

ZOMA

10/05/2019

Is’Art Galerie Ampasanimalo : Jah Roots manomboka amin’ny 7 ora hariva Karibotel Twenty Six Analakely : Tarika Irambilanja manomboka amin’ny 9 ora alina

 Lire la suite...

ZOMA

03/05/2019

AFT Antananarivo : Seho miaraka amin’i Mirhay hanolotra an’ilay raki-kira Tany Masina manomboka amin’ny 7 ora hariva

 Lire la suite...

ZOMA

05/04/2019

IFM Analakely : Arison Vonjy hitondra ilay raki-kira “gasy Tsara” manomboka amin’ny 7 ora hariva

 Lire la suite...

ALAKAMISY

28/03/2019

La City Ivandry : After Work Jazzy miaraka amin’i Weaver sy Sity Rakoto manomboka amin’ny 7 ora hariva No Comment Bar Isoraka: Salala manomboka amin’ny 8 ora alina

 Lire la suite...

ZOMA

22/03/2019

Le Green Andraharo : Samoela manomboka amin’ny 7 ora sy sasany hariva Paf : 30.000Ar Is’Art Galerie Ampasanimalo : Archi-Teck manomboka amin’ny 7 ora hariva Paf : maimaim-poana

 Lire la suite...

ZOMA

15/03/2019

La City Ivandry : TalkShow miaraka amin’ny tarika ‘Zay manomboka amin’ny 6ora sy sasany hariva Paf: maimaim-poana

 Lire la suite...

Bon plan

ZOMA

30/11/2018

Le Louvre Antaninarenina : wine & cheese & jazz miaraka amin’i Sandrine Rafaofetra sy Joro Rakotozafiarison ary Rado Ramanantsoa manomboka amin’ny 7 ora sy sasany hariva

 

 

 

Cabane Lounge Bar Karaoke : Revy Rebika “Tsiaro ny taona 70-80-90” miaraka amin’i Tonton Rampal, Rebika, Jose, Odeam ao amin’ny tarika Hasina, manomboka amin’ny 8 ora alina

Fatapera Ambatonakanga (Face Supermaki) : Jaojoby « le roi du salegy » manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina Paf : 20.000Ar

Bonara Be 67ha : Tarika TIRIKE manomboka amin’ny 9 ora alina

Restaurant Telozoro Andrefan’Ambohijanahary : Mbola Talenta & Friends hitondra « ireo hiran’ny taona rehetra an-gitara » manomboka amin’ny 9 ora alina. Paf: 15.000Ar

SK Melody Mandriambero: Tarika Roova miaraka amin’ny tarika Green, Rheg sy Jeneraly manomboka amin’ny 9 ora alina

Piment Café Behoririka: Samoela manomboka amin’ny 9 ora alina Paf: 20.000Ar

Suite 101 Antaninarenina : Ngiah Tax Olo Fotsy sy Madanis Jr manomboka amin’ny 10 ora alina Paf : 10.000Ar

 

SABOTSY

Suite 101 Antaninarenina : Volcano Party 2 « show case » miaraka amin’i Spydee Paf: 10.000Ar

Bookafe Ampasapito: Lanto Natrehinirina manomboka amin’ny 2 ora tolakandro

Jao’s Pub  Ambohipo: Rossito Zik & Gastick  manomboka amin’ny 8 ora alina

Fara West Faravohitra: “Voyage” miaraka amin’i Harty Andriambelo & friends (Bim Andrianariseheno, Jacquis Ralph, Nini Rabaroel, Tsanta Randriamihajasoa, Zo Tantely Ralaiharimino) manomboka amin’ny 8 ora alina

 

ALAHADY

American Center Tanjombato: Tovo J’Hay manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro Paf: 25.000Ar

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo