Jejoo

Dans la même rubrique

Zazakely voan’ny nendram-boalavo… ampandroy amin’ny karibaonetra

21/05/2019

Ny karibaonetra dia isan’ny akora natoraly tena mandaitra hanasitranana ny nendram-boalavo. Mampitony ny hidihidy aterak’ity aretina ity izy io. Mampijanona ny fanaintainana ihany koa ary manakana ny zaza ny hihoatra ny vatany.

 Lire la suite...

Manamboatra lokomena ody vakivaky

20/05/2019

Efa ao anatin’ny vanim-potoana mangatsiaka isika. Raha vao hatsiaka no resahina dia isan’ireo lasibatra ny molotra, noho izy mora marefon’ny rivotra izay misy hamandoana,

 Lire la suite...

Zazakely voan’ny sery… andramo ity

17/05/2019

Ø Apetraka ambony lovia fisaka ny tongolo ary zaraina roa. Ø Apetraka ao ambany fandrianan’ny zazakely mba hampisokatra ny lalan-drivotra ka hanasitrana ny sery.

 Lire la suite...

Mety hampisy “herpes” ny lokomena

16/05/2019

Tena zava-dehibe ho an’ny fahasalamana ny fahadiovan’ny akora ampiasaina. Raha ny lokomena fotsiny izao no maloto, dia mamboly fahapotehin’ny molotra ianao.

 Lire la suite...

Mampiakatra nono amin’ny « fenouil »

14/05/2019

Isan’ny akora antsoina hoe : « galactogène » ny « fenouil ». Mampiakatra ny tsirim-panentana izay manampy amin’ny famokaran’ny vatanan’ny vehivavy ronono izy io.

 Lire la suite...

Mampangirana volo amin’ny « coca-cola »… izao atao

13/05/2019

Ø Kobanina amin’ny « coca-cola » ny volo mialoha ny hanasana loha. Ø Avela eo mandritra ny 5mn.

 Lire la suite...

Zazakely maniry nify… ampandroy amin’ny rano matimaty

10/05/2019

Ø Mba hampitony ny fanaintainan’ny zaza rehefa maniry nify ka mahatonga azy ho sorena dia azo ampitoniana azy ny fandroana amin’ny rano matimaty.

 Lire la suite...

Astuces

Ny atao mba ho toy ny vaovao hatrany ny mofo dipaina

30/11/2018

Raha tsy hay ny mitahiry ny mofo dipaina, dia mety ho lasa mafy loatra izy na halemy loatra ihany koa. Mba hitahirizana azy toy ny vaovao hatrany dia azo arahina ireto paipaika ireto.

 

 

 

Ø  Arovana amin’ny rivotra ny mofo ka fonosina anaty harona na lamba.

Ø  Ny mofo mbola tsy notapahina dia voatahiry elaela kokoa ka tsara raha tsy tapahina izany raha tsy efa hihinana . Raha tsy mahalany mofo iray dia tsara raha ireny karazana mofo kely ireny no vidiana. Voatahiry mantsy ny hamandoana ao anatiny raha tsy tapahana ny mofo ka miaro azy tsy ho simba izany.

Ø  Azo atao ihany koa ny mampirina ny mofo ao anaty harona plastika ary fonosina tsara. Atao izay tsy hidiran’ny rivotra ao anatiny ary ampidirina anaty vata fampangatsiahana, ao amin’ny faritra mampivaingana azy avy eo. Mialohan’ny hihinana azy dia ampidirina anaty “micro-onde” amin’izay ilay mofo mba hampiala ilay mivaingana.  

 

Meva

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo