Jejoo

Dans la même rubrique

Zazakely voan’ny nendram-boalavo… ampandroy amin’ny karibaonetra

21/05/2019

Ny karibaonetra dia isan’ny akora natoraly tena mandaitra hanasitranana ny nendram-boalavo. Mampitony ny hidihidy aterak’ity aretina ity izy io. Mampijanona ny fanaintainana ihany koa ary manakana ny zaza ny hihoatra ny vatany.

 Lire la suite...

Manamboatra lokomena ody vakivaky

20/05/2019

Efa ao anatin’ny vanim-potoana mangatsiaka isika. Raha vao hatsiaka no resahina dia isan’ireo lasibatra ny molotra, noho izy mora marefon’ny rivotra izay misy hamandoana,

 Lire la suite...

Zazakely voan’ny sery… andramo ity

17/05/2019

Ø Apetraka ambony lovia fisaka ny tongolo ary zaraina roa. Ø Apetraka ao ambany fandrianan’ny zazakely mba hampisokatra ny lalan-drivotra ka hanasitrana ny sery.

 Lire la suite...

Mety hampisy “herpes” ny lokomena

16/05/2019

Tena zava-dehibe ho an’ny fahasalamana ny fahadiovan’ny akora ampiasaina. Raha ny lokomena fotsiny izao no maloto, dia mamboly fahapotehin’ny molotra ianao.

 Lire la suite...

Mampiakatra nono amin’ny « fenouil »

14/05/2019

Isan’ny akora antsoina hoe : « galactogène » ny « fenouil ». Mampiakatra ny tsirim-panentana izay manampy amin’ny famokaran’ny vatanan’ny vehivavy ronono izy io.

 Lire la suite...

Mampangirana volo amin’ny « coca-cola »… izao atao

13/05/2019

Ø Kobanina amin’ny « coca-cola » ny volo mialoha ny hanasana loha. Ø Avela eo mandritra ny 5mn.

 Lire la suite...

Zazakely maniry nify… ampandroy amin’ny rano matimaty

10/05/2019

Ø Mba hampitony ny fanaintainan’ny zaza rehefa maniry nify ka mahatonga azy ho sorena dia azo ampitoniana azy ny fandroana amin’ny rano matimaty.

 Lire la suite...

Astuces

Ranjo tratran’ny “crampes” matetika : savony no vahaolana …

29/11/2018

Amin’ny alina, rehefa maka aina ny vatana vao tena miseho ny « crampes » eo amin’ny ranjo. Maro ny antony mety mahatonga izany toy ny aretina mitaiza, ny rarin-tsaina, ny harerahana, sns. Mitarika tsy fahampiana manezioma ireo ka izay no mahatonga ny “crampes”. Tena manimba ny torimaso izay ilain’ny vatana sy ny saina izy io. Ny savony dia afaka misoroka izany.

 

-          Tsy tena voaporofo ara-tsiantifika ity paipaika iray ity ary maro ireo efa nanandrana izany ka nahita voka-tsoa. Raha ny fanazavan’ireo mpitsabo dia ny manezioma ao anatin’ny savony no mahatonga azy ity handaitra.

-          Mialoha ny hatory dia asiana savony eo ambony fandriana, ary atao eny amin’ny faritra manakaiky ny tongotra izany.

-          Fonosina miaraka ao anaty lamba  ao ny tongotra sy ilay savony avy eo, ka hibohana ao. Tsy esorina raha tsy maraina ny andro.

-          Ny tena tsara dia ireny “savon de Marseille” ireny no ampiasaina amin’izany.

 

 

Meva

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo