Jejoo

Dans la même rubrique

ZOMA

12/07/2019

Bonara Be 67Ha : Tsiliva manomboka amin’ny 9 ora alina Le Glacier Analakely: Manaly manomboka amin’ny 9 ora alina Piment Café Behoririka: One Man Silo manomboka amin’ny 9 ora alina

 Lire la suite...

ZOMA Fetin’ny mozika :

21/06/2019

· Eny amin’ny IKM Antsahavola manomboka amin’ny 3 ora folakandro ny seho iarahana amin’i Samboady sy Rodin Solofomanana ary hisy koa ny sehatra hisokatra ho an’ny rehetra.

 Lire la suite...

Ireo « bon plan » hamalifaliana an’i Neny Plan resto :

24/05/2019

Alahady 26 Mey · Buffet fête des mères au « Ile Rouge », Carlton Madagascar : Misy loka maro ho zaraina ho an’ireo reny mandray anjara amin’ny hira Paf : 80.000Ar (lehibe) . Manomboka amin’ny 12 ora antoandro

 Lire la suite...

ZOMA

10/05/2019

Is’Art Galerie Ampasanimalo : Jah Roots manomboka amin’ny 7 ora hariva Karibotel Twenty Six Analakely : Tarika Irambilanja manomboka amin’ny 9 ora alina

 Lire la suite...

ZOMA

03/05/2019

AFT Antananarivo : Seho miaraka amin’i Mirhay hanolotra an’ilay raki-kira Tany Masina manomboka amin’ny 7 ora hariva

 Lire la suite...

ZOMA

05/04/2019

IFM Analakely : Arison Vonjy hitondra ilay raki-kira “gasy Tsara” manomboka amin’ny 7 ora hariva

 Lire la suite...

ALAKAMISY

28/03/2019

La City Ivandry : After Work Jazzy miaraka amin’i Weaver sy Sity Rakoto manomboka amin’ny 7 ora hariva No Comment Bar Isoraka: Salala manomboka amin’ny 8 ora alina

 Lire la suite...

Bon plan

ZOMA

23/11/2018

Le Glacier Analakely : Dr JB fils miaraka amin’i Demoizelle Sarah manomboka amin’ny 9 ora alina Restaurant Oklm Antsahabe (face EPP Antsahabe) : Duo love miaraka amin’i Gaëlle Tsirininofy sy Fabre Rakotozafy manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina

 

 

 

Piment Café Behoririka : Vazo mitety tontolo miaraka amin’i Tselonina sy Lilie manomboka amin’ny 9 ora alina

Trass Tsiadana : « Reo hira rehetra » miaraka amin’i Luk, Rija Ramanantoanina, Mahery manomboka amin’ny 9 ora alina

Le Glacier Analakely : Miss Maria sy Geda Mib manomboka amin’ny 8 ora alina

Is’Art Galerie Ampasanimalo: seho miaraka amin’ny tarika Fy Rasolofoniaina manomboka amin’ny 7 ora hariva

 

SABOTSY

Street Gospel Zaridaina Antaninarenina: miaraka amin’ny The Called manomboka amin’ny  3 ora tolakandro

Fara West Faravohitra: Joro sy Anjara  Rakotozafiarison  miaraka amin’i Tonny Mahefa, Vatsiahy Ravaloson, Mihaja RAkotoarisoa manomboka amin’ny 8 ora alina

Tranom-pokonolona Betafo: Bye bye vacance miaraka amin’i Elam sy Askin manomboka amin’ny 2ora sy sasany

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo