Jejoo

Dans la même rubrique

“Smoothie à la pastèque”, manampy amin’ny fanalana ny rivotra ao amin’ny kibo

17/07/2019

Zava-pisotro natoraly izy ity ary ny fisian’ny pasiteky aminy, izay voankazo anisan’ny manan-karena rano sy potassium ary ny fananany kaloria ambany dia anisan’ny mampitony amin’ny fisian’ny rivotra ao amin’ny kibo indrindra amin’izao andro mangatsiaka izao.

 Lire la suite...

Zava-pisotro amin’ny “vinaigre de cidre” sy tantely : mampahita tory

19/06/2019

Akora natoraly mampitony ny vatana sy mampahazo aina ny tantely sy ny “vinaingre de cidre”.

 Lire la suite...

Dite kanelina misoroka ny aretin-dririnina

12/06/2019

Sady mampafana amin’izao andro mangatsiaka izao no mahasalama ity zava-pisotro ity. Rehefa mangastiaka toy izao mantsy ny andro dia mora handairan’ny karazana aretina toy ny kohaka, ny gripa, ny vatana. Ity zava-pisotro vita amin’ny episy ity dia miady amin’ireo karazana mikraoba mitondra ireo aretina ireo.

 Lire la suite...

Jus akondro sy epinara mampihena kibo

29/05/2019

Ahitana otrik’aina izay manadio ny rano sy mandoro ny tavy anatin’ny vatana ny akondro ka mety ho an’ireo mampihena vatana. Ity zava-pisotro manaraka ity izao dia mampihena ny kibo. Natoraly no sady ara-pahasalamana tanteraka izy ity. Araho ary ny fikarakarana izany.

 Lire la suite...

Zava-pisotro amin’ny kanelina mamparani-tsaina

22/05/2019

Ny fifangaroan’ny tamotamo, kanelina ary tantely dia manampy amin’ny fiasan’ny atidoha. Mitondra ireo singa rehetra ilain’ny atidoha ihany koa ny fifangaroan’ireo akora ireo ka mamparanitra saina. Andramo ary ity zava-pisotro ity mba handrangitana ny saina.

 Lire la suite...

Jus voasarimakirana sy tongolo gasy : Mahaela velona

08/05/2019

Isan’ny taova fototra miantoka ny fahasalaman’ny vatana ny lalan-drà.

 Lire la suite...

Misoroka ny fofona ratsy avoakan’ny vatana amin’ny sakafo

10/04/2019

Ny sakafo sy zava-pisotro izay hanina sy sotroina dia misy vokany amin’ny fahasalamana, ny fihetseham-po ary ny fofona izay avoakan’ny vatana.

 Lire la suite...

Boisson

Arovy amin’ny homamiadana ny vatana…misotroa jus karaoty sy mananasy

21/11/2018

Tsy fahita loatra ny ranom-boankazo amin’ny mananasy sy ny karaoty indray miaraka. Azo atao soa aman-tsara anefa izany ary mampalefaka ny tsirony aza ny fanampiana tamotamo amin’izany ranom-boankazo izany. Ankoatra ny hatsaran’ny tsirony dia mahasalama ity ranom-boankazo ity.

 

 

 

 

Akora ilaina (ho an’olona 2)

Mananasy 1/2

Karaoty amin’ny habeny antonony 4

Vovoka tamotamo 1 sk na vaingana tamotamo mirefy 1,5 sm

 

Fikarakarana

Voasana ny karaoty ary voasana toy izay ihany koa ny tamotamo raha vaingany no ampiasaina.

Voasana ihany koa ny mananasy ary esorina ny taolany.

Rehefa voatetika ireo akora rehetra ireo dia miaraka alefa ao anaty “mixeur” ary miaraka potserina ao.

Sotroina avy hatrany raha vao vita.

 

Ireo voka-tsoa

Ø  Manamafy ny hery fiarovana ao anatin’ny vatana ity ranom-boankazo ity ka miaro amin’ny aretina samihafa indrindra fa ny homamiadana.

Ø  Hiara-mahalala fa ny karaoty dia tsara ho an’ny maso. Ny fifangaroany amin’ireo akora hafa ireo anefa dia vao mainka manamafy izany.

Ø  Tena tsara ihany koa ity ranom-boankazo ity raha sotroina mialoha ny hisakafoana satria manamora ny fandevonan-kanina.

 

Meva

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo