Jejoo

Dans la même rubrique

Firaisana ara-nofo…mampisaraka mpivady raha tsy ampy!

19/03/2019

Voalaza fa isan'ny antony iray tena mahatonga ny fisaraham-panambadia­na ny tsy fahampian'ny firaisana ara-nofo.

 Lire la suite...

Lalan-kafa mankany amin’ny lanitra faha-7…

12/03/2019

Rehefa hanafosafo ny olon-tiany ny vehivavy, mandritra ny firaisana ara-nofo, dia matetika no mivantana avy hatrany any amin'ny taovam-pananahan’ilay lehilahy.

 Lire la suite...

Misafosafo amin’ny lela …

05/03/2019

Fomba iray tanterahina ao anatin’ny firaisana ara-nofo ary entina hanaitairana ny vehivavy ao anatin’ny savaranonando, indrindra indrindra, ny « cunnilingus ». Azo lazaina ho mizara ihany ny hevitry ny lehilahy amin’ny fanatanterahana azy io, saingy ny ankamaroany dia mankafy izany.

 Lire la suite...

Filàna ara-nofo, taitairin’ny fofona !

19/02/2019

Mitana anjara toerana lehibe ny fofona, eo amin'ny fananahana. Mety mahatonga antsika ho voasintona amin'olona iray izy io, nefa mety tsy hitiavantsika olona iray ihany koa. Tsy azo atao ambanin-javatra, noho izany, ny fofona avoakan'ny vatana sy ny fivaviana. Andao fantarina ny tsiambaratelony !

 Lire la suite...

Fahadisoana 4 tsy tokony atao intsony

05/02/2019

Misy fomba fiheverana malaza izay manao hoe : tsy misy vehivavy tsy liana amin’ny firaisana ara-nofo, fa ny lehilahy tsy mahay mampianoka no misy.

 Lire la suite...

Mahatsara ny fiainam-pananahana ny “masturbation”

29/01/2019

Mahamenatra ary fahotana mihitsy aza, ho an’ny olona sasany, izany fanomezana fahafinaretana samy irery ny tena izany.

 Lire la suite...

Fahadisoana 4 tsy tokony atao intsony

15/01/2019

Misy fomba fiheverana malaza izay manao hoe : tsy misy vehivavy tsy liana amin’ny firaisana ara-nofo, fa ny lehilahy tsy mahay mampianoka no misy.

 Lire la suite...

Sexo

Misy faritra 3 tsy ampoizina mampientana ny lehilahy !

20/11/2018

Amin’ny ankapobeny, ny faritry ny taovam-pananahan’ny lehilahy avy hatrany no kitihantsika vehivavy, rehefa te hanaitra ny lehilahy.

 

 

 

Tsara tadidiana anefa fa ny vatana iray manontolo dia mety ho loharanom-pahafinaretana avokoa. Misy faritra 3 amin’ny vatan’ny lehilahy ireto, tsara omena lanja manokana amin’ny alalan’ny kitika sy ny safosafo, satria dia hampientana azy tokoa.

 

Ny loha-nono

Eo amin’ny vehivavy dia efa iaraha-mahalala fa mitondra fahafinaretana be ny fikitihana ny faritry ny nono, indrindra ny loha-nono. Fa misy koa ny lehilahy tena mankafy an’io kitika iray io. Lelafina, tsentsafina, somary kaikerina moramora… Ho hitanao fa hihenjana ny loha-nonony, marika fa ankafiziny ny ataonao. Azo asiana vaingana lagilasy kely koa ao anaty vava, ka sady mitsentsitra izany ianao no manoroka ny loha-nonony… Ho hafa mihitsy ny fahafinaretana tsapany.

Ny ankihiben-tanana

Mampieritreritra ny taovam-pananahan’ny lehilahy ny ankihiben-tanana. Iaraha-miaiky izany ! Fa tsy eritreritra fotsiny anefa izany, satria rehefa mikitika an’io rantsan-tanany io ny vehivavy, dia tsapan’ny lehilahy any amin’ny filahiany izay rehetra atao aminy. Atao toy ny hoe : ilay taovam-pananahany mihitsy no omena fahafinaretana, mandritra ny savaranonando, dia hientana aoka izany izy. Raha mandritra ny firaisasana ara-nofo moa no hikarakarana ilay ankihiben-tanany, dia vao mainka ho avo roa heny ny fahafinaretana ho tsapany. Andramo ange ny sady milelaka ny ankihibeny no mijery azy ao anaty maso e !  

Ny faladia

Araka ny fantatra dia mora tohina kokoa ny lehilahy noho ny vehivavy, raha ny faladia no kitihina. Mampiakatra ny filàny mihitsy, rehefa hay ny mikitika an’io faritra io. Tsy kitihina amin’ilay atao manitikitika hampihomehy azy akory, fa somary potsipotserina. Amin’ilay hariva avy miasa iny, esory ny kirarony, anomano rano mafana izy handomany ny tongony. Rehefa avy eo dia potsipotsero moramora ao anaty rano mafana ao ny faladiany, indrindra ny eo ambanimbanin’ny ankihiben-tongony ao…

 

Fytia

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo