Jejoo

Dans la même rubrique

Ireo « bon plan » hamalifaliana an’i Neny Plan resto :

24/05/2019

Alahady 26 Mey · Buffet fête des mères au « Ile Rouge », Carlton Madagascar : Misy loka maro ho zaraina ho an’ireo reny mandray anjara amin’ny hira Paf : 80.000Ar (lehibe) . Manomboka amin’ny 12 ora antoandro

 Lire la suite...

ZOMA

10/05/2019

Is’Art Galerie Ampasanimalo : Jah Roots manomboka amin’ny 7 ora hariva Karibotel Twenty Six Analakely : Tarika Irambilanja manomboka amin’ny 9 ora alina

 Lire la suite...

ZOMA

03/05/2019

AFT Antananarivo : Seho miaraka amin’i Mirhay hanolotra an’ilay raki-kira Tany Masina manomboka amin’ny 7 ora hariva

 Lire la suite...

ZOMA

05/04/2019

IFM Analakely : Arison Vonjy hitondra ilay raki-kira “gasy Tsara” manomboka amin’ny 7 ora hariva

 Lire la suite...

ALAKAMISY

28/03/2019

La City Ivandry : After Work Jazzy miaraka amin’i Weaver sy Sity Rakoto manomboka amin’ny 7 ora hariva No Comment Bar Isoraka: Salala manomboka amin’ny 8 ora alina

 Lire la suite...

ZOMA

22/03/2019

Le Green Andraharo : Samoela manomboka amin’ny 7 ora sy sasany hariva Paf : 30.000Ar Is’Art Galerie Ampasanimalo : Archi-Teck manomboka amin’ny 7 ora hariva Paf : maimaim-poana

 Lire la suite...

ZOMA

15/03/2019

La City Ivandry : TalkShow miaraka amin’ny tarika ‘Zay manomboka amin’ny 6ora sy sasany hariva Paf: maimaim-poana

 Lire la suite...

Bon plan

Hivoaka kely anio hariva …

16/11/2018

Complexe Restaurant Villa Pradon Antanimena : Classic’n Jazzy mood miaraka amin’i Gaëlle Tsirininofy sy Toky Raoelison, Landy Rajaofara, Zo Ratsaratoetra sy Rado Andriamanantena. Manomboka amin’ny 8 ora alina. Paf : 10.000Ar

 

Jao’s Pub Ambohipo : Jazz MMC sy Waza Gyal manomboka amin’ny 9 ora alina

Grand Hotel Urban Ambatonakanga : Show case miaraka amin’i Shyn, Boy Black, Denise, Kaysah sy Shadow Bangz manomboka amin’ny 7 ora hariva

Fatapera Antaninarenina : Soirée « gafunk » miaraka amin’i Nully Ratomosoa manomboka amin’ny 8 ora alina

Piment Café Behoririka: Benny, Nini Kolibera, Sefo manomboka amin’ny 9 ora alina Paf: 15.000Ar

 

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo