Jejoo

Dans la même rubrique

Ireo fomba fanaingo trano lamaody amin’ity noely 2018 ity

03/12/2018

Efa miditra ao anatin’ny ambiansy amin’ny fetin’ ny noely isika ankehitriny. Andeha ho jerena ny hiaka farany amin’ireo fomba fanaingo ny trano ka samy haka izay tandrify sy mety aminy ny tsirairay.

 Lire la suite...

Zaridaina hafa kely

26/11/2018

Aingam-panahy kely foana, nalaina avy amin’izay kojakoja ananana dia efa azo hamoronana haingon-jaridaina mahafinaritra ny maso.

 Lire la suite...

Ahoana no fisafidianana “tapis” atao ao an-trano

19/11/2018

Mitondra endrika ho an’ny efitrano iray ny karipetra izay apetraka ao aminy. Maro karazana izy ireny fa ahoana kosa ny fomba hisafidianana azy?

 Lire la suite...

Manaingo efitrano amin’ny voninkazo…

12/11/2018

Ho an’ireo mpankafy voninkazo ka maniry ny hampiditra azy ho isan’ny haingon-trano ihany koa dia tavim-boninkazo tsotra nefa miavaka no zaraina aminao anio.

 Lire la suite...

Seza efa ela niasana, andao omena endrika vaovao !

05/11/2018

vaovao ireo seza efa ela tao an-trano, raha toa ka efa somary mankaleo ny mahita azy. Mbola azo atao tsara mihitsy ny manome endrika hafa sy mahafinaritra azy ireny, sady tsy lafo akory ny manamboatra azy.

 Lire la suite...

« Rideaux » : maneho ny toetran’ny tompon-trano

15/10/2018

Tianao hiova endrika kely ny efitra tsirairay ao an-tokantrano. Azo atao tsara izany, amin’ny alalan’ireo “rideaux”. Ovaina ny akora sy ny lokony. Tsara ho fantatra fa maneho ny toetran’ny tompon-trano ny lokon’ny “rideaux”.

 Lire la suite...

Efitra fandraisam-bahiny : Safidio tsara ny jiro ampiasaina

08/10/2018

Manazava ny ao anatin’ny efitra iray ny jiro no sady mitondra haingo sy endrika ho an’io efitra misy azy io, ihany koa. Ahoana no fomba hisafidianana azy sy ny endriny, indrindra raha ho an’ireo apetraka ao amin’ny efitra fandraisam-bahiny ?

 Lire la suite...

Déco

Akanjo mariazy mora nefa tsara …

14/11/2018

Ny akanjo mariazy no jeren’ny mpanotrona mpanambady voalohany eny amin-drazazavavy.

 

 

Rariny loatra, araka izany, raha sarotiny amin’izy itony ny vehivavy hanambady. Ity akanjo mariazy entinay aminao ity izao dia vita avy any Chine. Anisan’ireo manaraka ny toetr’andro ny endriny. Tsara ihany koa ny haingony, izay isan’ny mampiavaka azy. Lava sady mivelatra tsara ny “traine”, ka ho afa-po tanteraka ireo izay mankafy azy ireny. 300.000 Ariary ny vidiny ao amin’ny “Flashy” Antaninandro, ambony tetezana Behoririka.

 

Nangonin’i Nelly-Bri

 

 

 

 

 

 

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo