Jejoo

Dans la même rubrique

Fanaingoana fitaovana handraisana fety

20/11/2018

Andeha homanina dieny izao ny fandraisana ny fety. Raha toa ka lovia sy kaopy fotsy ranoray no ao an-tranonao dia azo atao ny manaingo azy ireny mba haka ny lokon’ny krismasy.

 Lire la suite...

Menaka « sésame » : Mitondra voka-tsoa tsy ampoizina

14/11/2018

Vokatra iray tsy mahazatra ny maro kanefa afaka manova tanteraka ny nahandro ny « huile de sésame ». Ireo kôreanina sy sinoa no tena mampiasa azy.

 Lire la suite...

Ny vehivavy mendrika ho vadina filoham-pirenena…

05/11/2018

dia efa samy manana izay heveriny fa ho fidiana ho filoham-pirenena aza ny tsirairay noho ny fitiavana manokana ny kandida iray na ny programan’asany na ny zava-bitany teo amin’ny sehatra samihafa, dia hita fa mampisongadina sy mahatonga ny lehilahy izay lasa filoham-pirenena ho maanana ny maha-izy azy ny vehivavy vadiny.

 Lire la suite...

Tsy fanjarian-tsakafo any Atsimo :

29/10/2018

Ny fitarihan-drano no vahaolana, efa misy ny tetikasa ho amin’izany Amin’izao fotoana dia lasa isan-taona no misy kere any amin’iny tapany atsimon’ny Nosy iny, noho ny fiovan’ny toetr’andro. Miala 3km ny tanàna ny mponina, raha akaiky indrindra, vao mahazo rano…

 Lire la suite...

Akanjo mariazy mora nefa tsara …

24/10/2018

Ny akanjo mariazy no jeren’ny mpanotrona mpanambady voalohany eny amin-drazazavavy. Rariny loatra araka izany raha sarotiny amin’izy itony ny vehivavy hanambady.

 Lire la suite...

Kerstenn, Safidy, Olivia … « Manova tanora ny dihy ara-panatanjahantena »

24/10/2018

Notanterahina ny asabotsy 13 oktobra lasa teo, teny amin’ny ANS Ampefiloha ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara eo amin’ny tontolon’ny dihy ara-panatanjahantena latina ho an’olon-droa na ny « Trophée de Madagascar en danse spotive latine et afro latino ».

 Lire la suite...

Menaka « sésame » : azo handrahoina sakafo, … mahasalama

24/10/2018

Vokatra iray, tsy ampoizina, tsy mahazatra kanefa manova tanteraka ny nahandro atao ao an-dakozia ny « huile de sésame ».

 Lire la suite...

Actualités

Tontolon’ny zavakanto Nodimandry Raparivo Ramaheninarivo Roland

08/11/2018

Nodimandry teo amin’ny faha-84 taonany Raparivo Ramaheninarivo Roland, andrarezin’ny fanaovana hosodoko. Omaly maraina no nindaosin’ny fahafatesana ity mpanakanto ity, rehefa narary efa fotoana elaela ihany izay.

 

Raha ny mombamomba azy no tsiahivina dia tamin’ny taona 1957 no nanomboka nanao hosodoko i Raparivo R.R. Isan’ny hamantarana ny sanganasany ny fanehoany ny trangam-piainana niainany sy ny trangam-piarahamonina amin’ny alalan’ny hosodoko ataony na ny saripika alainy. Efananao mpaka sary tamin’ny gazety « Courrier de Madagascar » sy « Madagascar Matin », nandritra ny 10 taona, tokoa mantsy Raparivo. Nankalaza ny faha-25 taona naha-mpanao hosodoko azy izy, tamin’ny toana 1982, ary efa voatendry ho filohan’ny komity nasionalin’ny « Art plastique » eto Madagasikara. Tamin’ny 24 oktobra lasa teo dia nisy karazana fampirantiana hampahalalana azy sy famarotana ireo hosodokony, tao amin’ny ADMC – CRAAM Ankatso. Ny vola azo tamin’izany dia nentina nanampiana tamin’ny fitsaboana azy. Amin’ny 10 novambra ho avy izao kosa no fotoana handevenana azy. 


Aina

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo