Jejoo

Dans la même rubrique

Aretin-kibo niparitaka tao anaty sambo, mpandeha miisa 500 niara-narary

18/01/2019

Mpandeha manodidina ny 500 tao amin’ilay sambo iray izay an’ny kaompaniam-pitaterana “Royal Carribean” any Florida, Etazonia no indray tratran’ny aretin-kibo.

 Lire la suite...

Ankizy lahy kely 2 taona latsaka ao anaty fatsakana, efa ho 5 andro izao

18/01/2019

Ankizy lahy kely iray 2 taona no fantatra fa latsaka tao anaty fatsakana iray izay mirefy 100m miala amin’ny tany tany Espana.

 Lire la suite...

Aleon’ireo zokiolona ao Japana migadra, mba ho voakarakara tsara

18/01/2019

Tsy mitsaha-mitombo ny isan’ireo olona efa mahazo taona miditra any am-ponja ao Japana. Raha 5,8% fotsiny izany tamin’ny taona 2000 dia lasa 21.1% izany tamin’ny taona 2017.

 Lire la suite...

Sarina’atody nozaraina tany anaty tambazotran-tserasera, 28,5 tapitrisa ireo nitia azy !

17/01/2019

Sarina’atody iray no naparitaka tany amin’ny tambazotran-tserasera ka nahatonga resa-be. Ny 4 janoary lasa teo izy ity no navoakan’ny lehilahy iray avy any Angletera.

 Lire la suite...

Lehilahy nanapaka ny orony, mba hitoviany amin’ny demony !

17/01/2019

Raim-pianakaviana 37 taona, toy ny raim-pianakaviana rehetra i Henry Damon. Manana fiainan-tokantrano ara-dalàna izy : manambady ary manan-janaka.

 Lire la suite...

Maherin’ny arivo ireo mponina avy ao Honduras te hiditra any Etazonia

17/01/2019

Efa misy an’arivony mahery indray ireo mponina avy any Honduras no mitanjozotra andeha hifindra monina any Etazonia.

 Lire la suite...

Raim-pianakaviana nikasi-tanana ny zanany vavy « lesbienne », voaheloka higadra

17/01/2019

Noheloin’ny fitsarana tao Saint-Etienne, ao Frantsa, higadra 6 volana sazy miantona, ny raim-pianakaviana iray 46 taona, satria nanao herisetra tamin’ny zanany vavy.

 Lire la suite...

Manerantany

Vehivavy notsindronin’ny vadiny tamin’ny antsy in’46, nefa tsy hisaraka !

08/11/2018

Tovovavy 21 taona i Shannon Barnard, tera-tany anglisy. Notsindronin’i Michael, vadiny, tamin’ny antsy izy, rehefa nifamaly izy ireo, satria nampirafy an’i Shannon ity vadiny ity.

Tsindron’antsy 46 no nahazo ity tovovavy ity ka ny 4 tamin’ireo no nahazo ny taova tany anatiny. Nilentika ny tratrany ary tsy maintsy nijanona tapa-bolana tany amin’ny hôpitaly i Shannon, noho ny fitsaboana azy. Nampidirina am-ponja kosa i Michael, vadiny. Na teo aza izany rehetra izany dia namela tanterakaan’ ity vadiny ity i Shannon. Miandry ny fotoana hivoahan’io vadiny io ny fonja izy ankehitriny ary hiteraka izy ireo.

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo