Jejoo

Dans la même rubrique

Gilasy amin’ny akondro, voanio sy kakaô

19/11/2018

Akora ilaina · Akondro 4 · Tavim-boanio 2 sf · Kakaô 3 sf · Sira 1 tsongo

 Lire la suite...

Nahandro legioma miavaka, atao laoka sy fanokafam-bavony

16/11/2018

Fomba fahandro legioma miavaka kely amin’ny mahazatra ireto atoronay ireto, hahafahanao misitraka ny vokatsoa entin’ireo legioma ao anatin’ny sakafo indray andro

 Lire la suite...

Roulé de jambon aux légumes

15/11/2018

Akora ilaina · Karaoty 3 · Korzety 4 · Ovy lehibe 1 · Tongolo be 1 · Tongolo gasy hasiny lehibe 2 · Persily tahony 2 · Atody 4 · Fraomazy voakiky 150g · Crème fraiche 1 sf · Jambon 100g · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Brownies amin’ny sôkôla

14/11/2018

Akora ilaina · Sôkôla tsy mamy 250g · Dibera ¾ tasy · Siramamy 2 tasy · Atody 3 · Lavanila 1sk · Lafarinina 1 tasy · “Noix” efa nopotehina (tsy voatery hasiana)

 Lire la suite...

Sablé amin’ny sésame, mora karakaraina

12/11/2018

Akora ilaina · Dibera 250g · Siramamy 125g · Lavanila 1sk · Leviora simika 1 sk · Lafarinina araka izay ilaina 400g eo ho eo · Sésame 100g

 Lire la suite...

Akoho amin’ny voasarimakirana

09/11/2018

Akora ilaina · Voasarimakirana 4 · Akoho lehibe 1 efa niala ny atiny · “bouquet garni” · Dibera 2sf · Lard fumé tetika 8 · Sira sy dipoavatra

 Lire la suite...

Milkshake amin’ny Nutella

05/11/2018

Akora ilaina : · Ronono velona ½ l · Vaingana lagilasy 6 · Nutella (sôkôla fanosotra amin’ny mofo) 2 sf · Vovoka kakaô 1sk · Siramamy, araka izay fatra tiana

 Lire la suite...

Sakafo

Fraomazy nofonosina sésame

08/11/2018

Akora ilaina · Fraomazy lehibe 200g na 250g · Lafarinina 50g · Sésame 100g · Atody 2 · Tantely 3 sf · Persily na solila · Voasarimakirana 1 · Menaka 4 sf

 

 

 

Fikarakarana azy

1.      Tetehina lavalava ny fraomazy, araka izay habeny tiana

2.      Efa samy atokana ao anaty lovia tsirairay ny lafarinina sy ny atody efa nokapohina ary ny sesame

3.      Ampandalovina ao anatin’ny lafarinina ny fraomazy, alefa ao anaty atody indray avy eo ary faranana amin’ny famonosana azy amin’ny sesame izany

4.      Hafanaina ny menaka. Tsy atao mahamay be loatra

5.      Endasina ary atao izay hahazoan’ny lafiny efatra loko tsara

6.      Rarahana tantely, rehefa mendy

7.      Tetehina ny persily na ny solila, araka izay nosafidiana

8.      Aroso miaraka amin’ny tetika voasarimakirana

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo