Jejoo

Dans la même rubrique

Tsimetimety amin’ny hoditry ny zaza… hosory nonon-dreny

09/04/2019

Voajanahary ny fiforonan’ny mibontsibontsina sy ny faritra menamena amin’ny hoditry ny zaza ary ny tainkombin-doha.

 Lire la suite...

Paipaika mamparanidranitra ny vatana

08/04/2019

Sokafy avokoa ny bokotra telo voalohany amin’ny lobaka. Manome endrika toy ny “col V” izany ka mamparanidranitra ny vatana ambony sy mampahiahia kokoa.

 Lire la suite...

Zazakely mikohaka… mampiasà menaka oliva sy tantely

05/04/2019

Afangaro anaty lovia jobo ny menaka olive 1 sotro fihinana, ny ranom-boasarimakirana tapany ary ny tantely ½ sotro fihinana.

 Lire la suite...

Zaza manavy… andramo ity hampidinana ny hafanany

02/04/2019

Raha sendra manavy ny zaza na amin’ny fotoana faniriany nify na sendra voan’ny gripa fotsiny aza dia miakatra ny mari-panan’ny vatany.

 Lire la suite...

Mba ho mafy ny « Collants » … asio « laque »

01/04/2019

Manamafy ny lamban’ny « collants », izay manify dia manify ny “laque”.

 Lire la suite...

Mamantatra ny lokomena manendrika …

28/03/2019

Ny lokomena ihany dia efa manaingo ny endrika iray sy manatsara azy. Raha vao tsy manendrika sady tsy mifanaraka amin’ny endrika sy ny molotra anefa ny lokomena anaovana dia ny mifamadika amin’izay indray no vokatra azo. Eo no mipetraka ny fanontaniana : mety aminao ve ny lokomena anaovanao sy tianao ?

 Lire la suite...

Manasitrana sery amin’ny hoditra tongolo gasy

27/03/2019

Miady amin’ny karazana mikraoba sy ny otrik’aretina samihafa ny hoditra tongolo gasy. Raha atao dite izany dia mahasitrana ny gripa sy ny sery. Andramo ary ity dite ity.

 Lire la suite...

Astuces

Manala volomaso tsy maharary… andramo ity !

08/11/2018

Marary ny manala volomaso raha vao tsy mahafehy tsara ny teknika fanaovana azy. Ity fomba iray ity dia azo hisorohana izany fanaintainana izany. Alikaola no ampiasaina.

 

 

Fitaovana ilaina

Alikaola 90°

Vovon-dandihazo

 

Fikararakarana

Mialohan’ny hanalana ny volomaso dia hosorana alikaola ny faritra ho alana volo

Avela ho maina.

Raha efa izany dia esorina amin’izay ny volomaso, araka izay teknika tianao ampiharina.

Vokatr’ilay alikaola dia tsy hahare marary intsony ianao eo am-panalana ny volomaso.

 

Meva

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo