Jejoo

Dans la même rubrique

Adopter le look athléisure

22/06/2020

Les tenues de sport sont extrêmement confortables, raison pour laquelle elles sont faites pour s’entrainer. Cependant, il y a celles qui aiment les tenues de sport mais pas la partie

 Lire la suite...

Faire face aux averses

04/10/2019

On est pleine saison d’été, cela ne fait aucun doute. Par contre, il pleut en début d’après-midi ce qui peut ruiner notre look, qu’on a eu tant de mal à peaufiner.

 Lire la suite...

Les pièces indispensables de l’été

16/09/2019

Bien que nous aimions tous les tendances, aucune garde-robe n'est complète sans l'essentiel. Ce sont les éléments sur lesquels vous vous tournez pour créer presque toutes vos tenues.

 Lire la suite...

Pataloha « taille haute » : Andao averina fa maneva

11/04/2019

Tany amin’ny taona 90 tany no tena nampalaza ny pataloha « taille haute », ilay pataloha hatreo ambonin’ny foitra. Miverina malaza indray izy amin’izao fotoana ary fotoana fanararaotra hanaovana azy mihitsy izao.

 Lire la suite...

La robe longue : une alliée mode incontournable

10/04/2019

A l’approche de l’hiver, la robe longue est de mise pour apprécier la douce chaleur que nous procure cette dernière saison de pluie.

 Lire la suite...

Robe Maxi, mety ho an’ny fotoana rehetra …

05/10/2018

Na ho an’ny andro fety na amin’ny andavanandro dia isan’ny akanjo tena manaja ny akanjo lava tohitena hatreny an-kitrokely.

 Lire la suite...

Akanjo fitondra lanonana : samy manana ny manendrika azy !

14/09/2018

Tsy mba akanjo mitovy amin’ny mahazatra sy amin’ny andavanandro no isaloran’ny vehivavy rehefa mamonjy lanonana. Mandritra ny lanonana tokoa mantsy no tena itarafana ny fomba fianjaikan’ny tsirairay. Toy izao indray àry ny mpamaky Jejoo rehefa mianjaika e !

 Lire la suite...

Mode

Robe Maxi, mety ho an’ny fotoana rehetra …

12/10/2018

Na ho an’ny andro fety na amin’ny andavanandro dia isan’ny akanjo tena manaja ny akanjo lava tohitena hatreny an-kitrokely.

 

Tena mety ho an’izao andro mafana izao ihany koa izy  ireny satria maivamaivana ny lambany ka mampahazo aina tsara. Tsy mifidy sokajy taona ihany koa ny fanaovana azy ary tsy mety lefy laza mihitsy izy ity. Toy izao indray ireo fiakanjon’ny mpamaky ny gazety Jejoo miaraka amin’ny Robe maxi, voaangonay.

Meva

1-      Yvianne Rianala Raz. Akanjo « maxi » maivamaivana, misoratsoratra, mety tsara ho an’ny andro mafana. Azo hanaovana mandeha miasa na mivoaka miantsena. Kapa fisaka no ampiharahina aminy.

2-      Manou Herissye. Be mpitia ihany koa ny zipo lava, akanjo ambony miloko marevaka no atao amboniny mba hanamarika ny andro mafana ary kapa fisaka hatrany no ampiarahina aminy.

3-      Aina Ramarou. Akanjo “maxi” maivamaivana, mety tsara amin’ny andro mafana. Mifanaraka amin’izay ihany koa ny lokony. Ampiarahina amin’ny kapa kely sy solomaso fiarovana amin’ny masoandro.

 

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo