Jejoo

Dans la m麥e rubrique

1. Mety ho tratran地y rarin-tsaina ireo vehivavy avy miteraka, na ilay antsoina hoe ォ baby blues サ.

19/09/2018

Mifangaroaro ao ny alahelo, ny hatezerana, ny fahadisoam-panantenana sy ny maro hafa. Mba hialana tamin段zany rehetra izany dia nilaza i Chrissy Teingen, vadin段lay mpihira amerikanina,

 Lire la suite...

1. Kianin段reo mpamorona anglisy mahakasika ny fomba fiakanjony i Meghan Markle.

18/09/2018

Arahina akaiky ireo izay akanjo rehetra anaovany ary miteraka olana satria voalaza ho tsy mba manao ireo akanjo noforonin段reo mpamorona didy akanjo tera-tany anglisy ity vadin地y printsy Harry ity.

 Lire la suite...

Ireo olo-malaza nanangana toeram-pisakafoana

17/09/2018

Raha tsy manam-potoana loatra andrahoana sakafo ireo olo-malaza dia nisy tamin段zy ireo no nisafidy ny hanangana toeram-pisakafoana sy fandraisam-bahiny.

 Lire la suite...

1. Notanterahina ny faran地y herinandro lasa teo ny fanamasinana ny fanambadian段 Jork Imbilaya,

14/09/2018

ilay tovolahy mpandihy nanao fangataham-panambadiana miavaka teny amin地y zaridain但ntaninarenina.

 Lire la suite...

Teraka vavikely i Thia Keys

13/09/2018

Taonan地y fahasoavana ity taona ity ho an段 Cinthya Rasoamiadantsoa na Thia Keys, fantatra tamin地y fivelesana aponga niaraka tamin地y tarika 典ambour Gasy.

 Lire la suite...

Ireo ody makafoka fanaon段reo olo-malaza

13/09/2018

Maro amin段reo olo-malaza no tia mifetifety. Ao aorian段zay, inona no ataon段zy ireo hanal瀟a makafoka ny ampitso?

 Lire la suite...

1. Nisehoana disadisa teo amin i Cardi B sy Nicki Minaj tamin'ny faran'ny herinandro lasa teo.

12/09/2018

Raha ny fantatra dia tsy naharitra ela izany fa fifamaliana mahery vaika nandalo ihany. Resaka fitaizana no tena niantombohan'izany satria toa namoaka vava sy nanakiana an'i Cardi B momba ny fitaizany ny zanany, i Nicki Minaj.

 Lire la suite...

People

1. Nodimandry ny alahady lasa teo, tokony ho tamin地y 6 ora maraina, teo amin地y faha-46 taonany, i Tovoherizo Michal Eric, na i Djaig amin地y anarana maha-mpanakanto azy.

13/03/2018

Mpikambana ao amin地y tarika Spesialista i Djaig. Sady mpamoron-kira izy no mpitendry amponga sy mandihy ihany koa. Raha ny fantatra dia nianjera tamin地y tohatra i Djaig ka io no nitarika ny fahatapahan地y lalandr na AVC teo aminy.

Tsy nifoha intsony ity mpanakanto ity, taorian’izany, ary dia izao nindaosin’ ny fahafatesana izao. Andrasana eny amin’ny trano fonenany eny Namontana, akaikin’ny CSB II, ny nofo mangatsiakan’i Djaig ary ho tanterahina ny alarobia 14 martsa ho avy izao ny fandevenana azy, eny Anjomakely Bongatsara. Namela mananon-tena sy kamboty efatra ity mpanakanto ity.

 

2.      Tsy hiverina hiaka-tsehatra intsony ny tarika Spice Girls, na dia efa betsaka aza ny resaka nandeha mahakasika izany. Ny tena marina dia tsy tao anatin’ny praograman’i Victoria Beckham mihitsy ny hiverina hiaraka indray amin’ny tarika. Tsy vao tamin’ity taona ity anefa izany fa efa ela, saingy ireo mpankafy ny tarika no tena manosika azy ireo hitambatra eny an-tsehatra indray. Malahelo ihany ireo mpikambana hafa, toa an’i Mel C, rehefa nahatsapa fa tsy maniry ny hamerina ireo fotoana nahafinaritra niarahan’izy ireo intsony i Victoria Beckham.

 

 

3.      Niakatra indray ny teti-bola holaniana amin’ny mariazin’ny printsy Harry sy Meghan Markle, izay hotanterahina ny 19 mey ho avy izao. Manodidina ny 400.000 livres indray mantsy ny sandan’ny akanjo mariazin’i Meghan Markle. Mety ho ilay trano fanjairana britanika Alexander McQueen no hikarakara izany akanjo mariazy izany. Ilay mpamorona Sarah Burton, izay mitantana io trano io moa, no nanamboatra ny akanjo mariazin’i Kate Middleton. Betsaka ireo tolagaga amin’ny vidin’ity akanjon’i Meghan ity, satria ny akanjo mariazin’i Lady Diana dia 110.000 livres no nanamboarana azy ary 250.000 livres kosa ny an’i Kate Middleton.

 

4.      Ny 15 martsa ho avy izao no hotanterahina ny fitsarana ilay raharaha mahakasika ny didim-pananana navelan’i Johnny Hallyday, ao Nanterre Frantsa. Tsy hanatrika izany anefa i Laeticia Hallyda,y satria tsy mahazo mivoaka an’i Etazonia izy, hatramin’ny 15 jona. Telo volana mantsy no tsy maintsy hijanonana ao an-toerana, raha toa ka te hahazo ny taratasy ara-dalàna manamarina fa mponina ao Etazonia tanteraka ny olona iray. Tsy maintsy hifampiresaka amin’ny alalan’ny aterineto amin’ireo zanak’I Johnny Hallyday izany izy, raha te hamaha ny olana. Aorian’io fe-potoana io koa anefa dia fantatra fa tsy maminavina ny ho ao Frantsa mihitsy i Laeticia Hallyday. Samy manenjana ny tady, na izy, na i Laura Smet sy David Hallyday, ao anatin’ity raharaha ity.

 <<Retour

 

Copyright 2009 Jejoo